Other News

Taxi-moto: tafakatra 30 000 Ar ny saran-dalana

Niroborobo ny fitaterana taxi-moto any Mangamila Anjo­zorobe, amin’izao vanim-potoana faran’ny taona izao. Antony, tena ratsy ny lalana, vokatry ny rotsakorana tsy ankijanona any an-toerana. Anisan’ny tena voakasik’izany ny miainga eo Mangamila miatsinanana, mandalo ny kaominina Tsarasaotra sy Alakamisy, miafara any amin’ ny fokontany Ambohibary sy Andranomay. Tsy tongan’ny fiara fitaterana […]

Orinasa SMMC: nanolotra fotodrafitrasa ho an’i Toamasina

Nahazo kianja maroloko, ahitana ny ho an’ny kolontsaina, fanaovana vakodrazana sy hiragasy sy izay mifandraika amin’ izany, ny tanànan’i Toamasina. Eo koa ny fanaovana basikety, azo hilalaovana taranja maro. Orinasam-panjakana amin’ny ampahany, ra­ha tsy miankina kosa amin’ny ankilany ny SMMC (Societé de manutention des marchandises coventionnelles), iray amin’ ireo telo […]

Jiolahy telo nanafika: voakapa ny lohan’ny rangahy tompon-trano

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tany Morarano Analankininina, Toamasina, omaly tokony ho tamin’ny 02 ora maraina. Tonga nanafika tokantranon’olona iray ny jiolahy miisa telo, misaron-tava sy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika. Nitondra basy poleta ny iray tamin’ireo olon-dratsy. Raha nitondra antsilava kosa ny iray hafa. Nokapain’izy ireo tamin’ny antsy ny loha sy tanan’ny […]

Fifamoivoizana: hanasazy ireo tsy manara-dalàna ny polisy

Hentitra amin’ny fampanarahan-dalàna ho an’ireo mpitondra fiara eto Antananarivo Renivohitra sy ny faritra hafa ny polisim-pirenena, araka ny nambaran’ny Tale jeneraly lefitry ny Polisim-pirenena, ny kaomisera Seraly Hercule, ny faran’ny herinandro teo. Tao­rian’ny fitsaharana vonjimaika ny fisavana nataon’ny ekipan’izy ireo teny an-dalambe, hampihatra avy hatrany ny sazy ho an’ireo minia […]