Other News

Fiarahamonina, kolontsaina… Mila raiamandreny ny Malagasy

Maro ny zava-takin’ny firenena mba hiarenany ho any amin’ny tsara kokoa. I Madagasikara sy ny fiainam-piarahamonina ao anatiny. Mila raiamandreny. Iray amin’ireo lamina voajanahary narahin’ny Malaga­sy ny fanajana sy ny fifanajana. Anisan’ny isongadinan’izany ny fifandraisana sy fifamatorana misy eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Ny anti-panahy sy ny tanora. […]

Tsipy kanetibe Analamanga : Lany ho filohan’ny ligy Andriantsiferana Ravaka

Taorian’ny famerenana ny latsa-bato, tanteraka soamantsara ny fifidianana izay ho filohan’ny ligin’Analamanga sy Matsiatra Ambony. Lany hitantana Andriantsiferana Ravaka ho an’Analamanga, ary Randrianarivahiny Dina kosa ny an’i Matsiatra Ambony. Tontosa omaly, tetsy amin’ny ANS Ampefiloha, ny fifidiananana izay ho filohan’ny Ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe. Lany hi­tantana izany, mandritra ny efa-taona […]

FANTINA sy FINTINA

Hisy fahabangan-toerana maharitra ny Anteni­mi­erandoholona noho ny fanafoanana ny fifidianana loholona, tokony hatao amin’ity volana ity. Nambaran’ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, fa miandry ny fanapahan-kevitry ny fikaonandoha ny momba izany. « Afaka miantsoroka ny asan’ny loholona koa anefa ny Anteni­mierampirenena », hoy izy. Hentitra Raharimanana Patrick. Tsy tokony ho fitaovana hamelana ireo […]

Fiaraha-miasa amin’i chine : Ho fanatsarana ny fiainam-bahoaka ny Sinoa

Mikendry ny hanamafisana ny tombontsoa ara-drariny, hanatsarana ny fiainan’ny va­hoaka, ary hanohana ny fanatanterahana miaraka ny tetikasa “ Ceinture et route” ny fiaraha-miasa vaovao eo amin’i Chi­ne sy i Madagasikara. Na­neho fahavononana amin’ny fiarovana ny fiandrianam-pirenena sy ny tanin’ny firenena ry zareo Sinoa. Nivoitra ireo ta­min’ny nandraisan’ny filoham-panjakana, Randrianirina Michaël […]