Dingana vaovao no vitan’ny Jovena amin’ny alalan’ny Convention Lubrifiants. Nandritra izany no nampahafantaran’ny orinasa ny Premium LUB vaovao nohatsaraina. Menaka, natao manokana hifanaraka amin’ny fepetra takin’ireo matihanina eto Madagasikara. Miisa hatrany amin’ny 160 ireo manam-pahaizana nandinika momba ny kalitaon’ny vokatra. Nampiavaka ny hetsika ihany koa ny fandraisan’anjaran’i Alain Jany, manam-pahaizana […]
Other News
FIDA : 450 tapitrisa dolara nanohanany ny tantsaha
Maherin’ny 500 000 ireo tokantrano nisitraka tohana avy amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena ho an’ny Fampandrosoana ny Fambolena (Fida) tao anatin’ny efa-taona Fahombiazana. Mitentina hatrany amin’ny 450 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola nentin’ny Fida nanohanana ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra eto Madagasikara. Nentina nanatanterahana ireo tetikasa telo (2022-2026) mifanaraka amin’ny laharam-pahamehan’ny fanjakana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nolanian’ny filankevitry ny minisitra ny zoma teo ny fanaovana fitafy maha Malagasy isaky ny zoma. Ao anatin’izany ireo fitafy mampisongadina ny maha izy azy ara-kolontsaina na mampiavaka ireo faritra samihafa eto amin’ny firenena, na nentin-drazana izany na nohavaozina izany, araka ny tatitra. Anaty fanajana ny hasin’ny asam-panjakana izany. Voatendry ho […]
Fikaonandoham-paritry ny MMM : « Hampandroso ny eny ifotony ny faritra mizaka tena »
Notanterahana ny herinandro teo, tao Mahajanga, ny fikaonandoham-paritry ny antoko Malagasy miara-miainga, ho an’ny any Boeny. Niray hevitra ireo mpizaika ary nohamafisin’ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo, fa hitondra soso-kevitra amin’ny fikaonandoham-pirenena izy ireo. «Antoka iray hizorana any amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fametrahana ny faritra mizaka tena sy ny fanajana […]
Kilalaon-dravola
Raha misy olona mora tohina sy handairan’ny fandranitana ary ny fifampihantsiana angamba dia ny Malagasy. Tranga maromaro tao amin’ny tambajotran-tserasera no ahitana taratra izany ny faran’ny herinandro lasa teo. Misy ny mivoy resa-poko, misy ny mifamotika amin’ny resaka filahiana sy ny sarim-bavy. Ny mpivavaka koa mifanala baraka, mifampidaroka amin’ny totohondry […]






