Other News

FANTINA sy FINTINA

Hifanatrika fanindroany eny Tsimbazaza indray ireo mpikamban’ny governemanta, hotarihin’ny Praiminisitra, Rajaonarivelo Herintsalama sy ireo depiote. Tapaka tamin’ny lahadinika, afakomaly, izany ka hotanterahina ny alatsinainy 15 sy ny talata 16 desambra izao. Takin’ireo depiote ny antsipiriany ny fandaharanasa ankapoben’ny fanjakana (PGE). Hamerina handinika ireo raharaha fanenjehana ireo mpitondra ambony ireo depiote. […]

Nolanian’ireo loholona ny tetibola 2026 : Hiakatra 14% ny karaman’ny mpiasam-panjakana

Nolanian’ireo loholona miisa 15 tsy nasiana fanitsiana ny lalàna mifehy ny tetibola «LFI 2026», tamin’ny fivoriana natao, omaly tetsy Anosy. Anisan’ny nisongadina amin’izany ny fanapahan-kevitra momba ny mpiasam-panjakana ka hampiakarana izany ho 14% ny karaman’ny mpiasam-panjakana. Tafiditra ao anatin’izany koa ny tambin-karama ho an’ny trano fonenana, aro loza, ary ny […]

Miala amin’ny mahazatra

  Mijoro etsy, mitsangana eroa ny fikambanana sy Vovonana milaza ho mpanohana sy mpiaro ny fanovana sy ny rafitra mifanaraka amin’izay. Mahavariana fa ny maramara indray no toa arovan’ny sivily sy ny olon-tsotra. Hafakely tokoa aloha ilay Madagasikara. Ny an’ny olona raha naka fahefana ny Tafika, tonga dia nanenjana sy […]

Kolonely Randrianirina Michaël : “Tokony hotsaraina eto, ny filoha Rajoelina Andry”

Aiza ho aiza ny toe-draharam-pirenen amin’izao? Mbola mahabe resaka etsy sy eroa… Nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika fa eto Madagasikara no tokony hitsarana ny filoha teo aloha. Amin’ny alarobia izao no hanomboka ny fikaonandoham-pirenena. Tsy mieritreritra ho kandidà izy fa miasa aloha izao… Tokony hotsaraina eto Madagasikara ny filoha teo […]