Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, 17 desambra, teny amin’ny fokontany Amboara, kaominina Imerintsiatosika ny taom-pamboken-kazo 2026. Paikady vaovao no horaisina manomboka izao. Nitarika ny fotoana ny mpanolotsaina avo ny Fanavaozana ny Repobolika, ny kolonely Rampanarivo Soloniaina, sy ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Manesimanana Rafanomezantsoa. Lohahevitra […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Tsy natao hamafazana lainga na handikan-dalàna ny fahafahana miteny eto amin’ny firenena, amin’izao fotoana izao, araka ny nambaran’ny filohan’ ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny. « Manome fahalalahana ny rehetra hiteny izao fitondrana mijoro izao, saingy tsy tokony hararaotina izany », hoy izy. Tsy manakana ny fananganana vondrona parlemantera vaovao ny HCC, araka ny […]
Depiote Rakotoniaina Pety: “Tokony hoenjehina izay nanao hadalana”
“Tena mpanao politika aho, ny hevitro: amin’ny firenena iray rehefa manomboka manao fanadiovana: tokony hoenjehina izay olona nanao hadalana rehetra, na tamin’ny fitondran’iza na iza”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tany Ikalamavony, Matsiatra Ambony, Rakotoniaina Pety, anisan’ny mpikamban’ny vaomiera eo anivon’ny Antenimierampirenena fandinihana ny antontan-taratasy fanenjehana eny […]
Fanavaozana tena izy
Mahazo vahana ny tsy fandriampahalemana eto an-dRenivohitra, indrindra ny hala-boty sy ny sinto-mahery. Nanaitra ilay tranga teny amin’ny tsenan’Anosibe, nisehoana fisintomana poketran’olona eny ambony scooter. Tsy nanampo fa very tanatin’ny indray mipi-maso ny fianarana. Tsy afaka nanao na inona na inona. Ny nanamarika ilay tranga, ankoatra ny fandrobana dia […]
Praiministra Rajaonarivelo Herintsalama: «Samy hotsarain’ny vahoaka na izahay na ny depiote»
Namarana ny fifanatrehana teo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka, rehefa naharitra roa andro, ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, teny Tsimbazaza. Nisy ny hafatrafatra nampitainy tamin’izany. Nambarany fa voarain’ny governemanta avokoa ny hetahetan’ireo depiote. Niantso fifanomezan-tanana koa anefa ny tenany. « Samy hotsarain’ny vahoaka isika sy ianareo nisolovava azy », hoy izy. Nambarany fa […]






