Mandeha…tsy mandeha. Nalaza io teny io tamin’ny herinandro lasa. Niharan’izany, ny atleta ao amin’ny taranja karate sy atletisma. Mifandrirotra eo ny mpitantana sy ny atleta ary ireo mpikarakara. Ilay taranja fototra aloha no tena nahoraka. Niditra an-tsehatra avokoa ny rehetra. Tsy vitan-dresaka hifamaliana mahatsara fihavanana ilay izy fa mifanenjana ka […]
Other News
Atletisma – Raharaha Ralisy : Nametraka fitoriana ny Federasionina
Efa tonga any amin’ny birao misahana ny kolikoly “Bianco” ny raharaha momba an-dRalisy, vehivavy malagasy atleta. Efa noraisina am-bava teny ny Federasionina malagasy FMA. Taorian’io, nametraka fitoriana ny rafitra federaly misahana ny atletisma. Na dia efa niravina aza ny resaka mahakasika an-dRalisy, vehivavy malagasy atleta, izay niatrika ny « Meeting […]
FANTINA sy FINTINA
Efa misokatra ny fanadihadiana tamin’ny fihoaram-pefy nataon’ny zandary tamin’ireny hetsika an-dalambe ireny, araka ny nambaran’ny kaomandin’ny zandary, ny Jly Mamelison Mbina Nonos. Niatrika ny famindram-pibaikoana teo anivon’ny vondron-kerin’ny zandarimaria sy ny kaomandin’ny fari-piadidiana ny tenany, ny zoma teo. Hiroso amin’ny sivana amin’ireo dosien’ireo kandidà ho lehiben’ny faritra ny eo anivon’ny […]
KMF/Cnoe : “Mbola manjavozavo ilay fikaonandoham-pirenena”
“Amin’izao, izay resahina rehetra dia hoe any amin’ny fikanandoham-pirenena. Nefa izay aza mbola manjavozavo. Tsy fantatra hoe ahoana marina, miainga aiza, iza no handray anjara, inona avokoa no hodinihina? Ilay fikaonandoha izao no tokony hikaonan-doha”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olompirenena, i Namearison Robert, tany Morondava ny […]
Tsy vita ho azy
Volana vaovao izao… Andro isaina sisa dia ho tapitra ny roa volana. Fanamby nomena ny governemanta ho amin’ny fanavaozana izay. Mby aiza? Na mba efa misy dingana vita ahay… Tsy inona fa ny amin’izay tena laharam-pahamehana amin’ny vahoaka. Izay antony fototra mahatonga ny hetsiky ny tanora, nampian’ny mpiasa sy […]






