Vahiny manokan’ny « Madagascar Festival », amin’ity andiany faha-16 ity, i Nico K. Tonga omaly ity poeta, mpanao slam, mpanao rap frantsay ity, izay fanta-daza amin’ ny filalaovany ny teny. Nisokatra omaly mantsy ilay « Expoétique », etsy amin’ny IFM Analakely. Fampirantiana tsy mitovy amin’izay fahita fa anambaran’i Nico K ny fifandraisan’ny lahatsoratra sy […]
Other News
Tarika Zandry Gasy: Mirona kokoa amin’ny famoronana
« Vakoka sy soatoavina ». Izay no nampisalorana ny rakikira voalohan’ny tarika Zandry Gasy, satria nirafitra mba hamoha, hamelona ary hampahafantatra ireo hira ba gasy efa natory aman-taonany maro ny tarika, tany am-boalohany. 15 taona aty aoriana, mirona amin’ny fampahafantarana bebe kokoa ireo hira noforonin’ny mpikambana ny Zandry Gasy. Anisan’ireo efa fanta-daza […]
Fanabeazana : Nopotehin’ny ray aman-dreny ny tenin-drazana
Manana ny hasiny ny tenin-drazana. Ny fivelaran’io hasina io no manenika ny tontolon’ny fanabeazana ka mitondra mankany amin’ny « lala-marina ». Ny an’ny Malagasy tsy mba izay loatra… Eo anatrehan’ny ray aman-dreny, tsy lavitra fa ao an-trano… Zanaka tsy mahay miteny sy manonona ny tenin-drazany. Tanora miambakavaka maneho hevitra amin’ny teniny. Ankizy […]
VAOVAO TAMBATRA
Hiverina manomboka ny 13 desambra ny sidina mampitohy an’i Madagasikara sy Mayotte. Dingana vaovao ho amin’ny fanatsarana ny zotra ana habakabaka izany ka hampiroborobo bebe kokoa ny fifandraisana amin’ny Nosy Kaomoro. Hisantatra ny sidina ny kaompania Ewa Air. Porofo izao fa manana anjara toerana lehibe amin’ny toekarena, indrindra ny sehatry […]
Banky iraisam-pirenena : Manome tohana 4 miliara dolara
Mitentina 4 miliara dolara ny tetibola natokan’ny Banky iraisam-pirenena hanohanana ireo tetikasam-pampandrosoana 23 atao eto Madagasikara. Mitsinjara amin’ny sehatra efatra lehibe izany dia ny angovo, ny rano, ny lalana ary ny haitao ara-kajy mirindra. Nasongadin’ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena, Atou Seck, omaly, fa « miandry ny fanatanterahana ireo asa rehetra ireo izahay […]






