Entre attentes et réalité du terrain, les députés n’ont pas ménagé leurs critiques ni leurs questions, face aux ministres de l’Intérieur et à celui délégué en charge de la gendarmerie, lors de la première séance de questions-réponses, hier à Tsimbazaza. Le ministre de l’Intérieur et de la décentralisation, Hanitra Velonjara […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Tafita hiatrika ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, ny Fosa Juniors Boeny. Tafiditra amin’ny fifaninanam-pirenena «PFL». Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 1, omaly, ny klioban’ny FC Soleil. Tsiahivina fa mbola miatrika ny ampaha-16n-dalan’ity fifanintsanana ity ny Fosa Juniors sokajy zandriny.
“Pureplay Football League (PFL)” : Tafita any amin’ny manasa-dalana ny Elgeco Plus
Ekipa faharoa manaraka ny dian’ny Disciples FC Vakinankaratra any amin’ny manasa-dalana amin’ny “Pureplay Football League (PFL)”, ny Elgeco Plus. Resin’ izy ireo tamin’ny fandakana “tir au but”, 4 no ho 2, tetsy amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus By-Pass, omaly, ny FC Rouge. Nisaraka 1 no ho 0, nandritra ny fe-potoana ara-dalàna, […]
Komity olympika malagasy: Tontosa ny fivoriambe ara-potoana
Notontosaina omaly, tetsy amin’ny Sky Blue Ankadindratombo, ny fivoriambe ara-potoana 2026 ho an’ny Komity olympika malagasy (Kom). Saika tao avokoa ny ankamaroan’ny Federasionina rehetra ary nandefa solontena sy niditra mivantana ireo tsy afaka nanatrika izany. Teboka maro no noresahina ka anisan’ny nisongadina ny mahakasika ny Lalao olympika ho an’ny tanora […]
Handball – “IHF Trophy” : Nandresy an’i Comores ny Akio, sokajy Cadet
Nisantatra fandresena ny Akio Madagasikara, sokajy Cadet, eo amin’ny fifaninanana amin’ny taranja Handball, “IHF Trophy” faritra fahafito, ho an’ny ranomasimbe Indianina, sokajy zandriny, lehilahy. Niarina tamin’ny fahavoazany ny Akion’i Madagasikara, sokajy Cadet, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “IHF Trophy” faritra fahafito, taranja handball, sokajy zandriny, zazalahy. Fifaninanana tanterahina etsy […]






