Hanao tohivakana ny seho iarahana amin’i Zook Davids. Fampisehoana rindran-kira evanjelika. Mahazo tombony amin’izany seho izany hatrany ny ankizy sy ny tanora. Anio, tontolo andro, any Ambatolampy, ao amin’ny FJKM Ankodondona Filadelfia. Ankoatra ny hira, hisy ny kilalao sahaza ny ankizy. Rahampitso amin’ny 2 ora tolakandro, sehon’i Zook Davids arahina […]
Other News
« Rail 70 2.0 » : Hiverina an-tsehatra ny Ny Railovy
Rehefa ela niandrasana ny mpitia zavakanto, raikitra fa hisy ny fampisehoana an-tsehatra hiarahana amin’ny tarika Ny Railovy. Ahitana taratra ny «Rail 70 2.0» io seho hotanterahina eny amin’ny Amphithéâtre CCI Ivato, ny 26 jolay izao io, raha ny fanazavan’i Hery Andriamahatana. «Taona 1956 no niorina ny tarika Ny Railovy. 70 […]
Seho miaraka amin’ny Big Band : « Nofy hotanterahina », hoy i Rija Ramanantoanina
Karazan-javamaneno maro eny an-tsehatra, manaraka ny soratra mozika big band iraisam-pirenena, hanarahana mozika malagasy. Goavana ny fanamby ho an’i Rija Ramanantoanina sy ireo mpanakanto hiray sehatra aminy. «Ampoka hakantoana. Voalohany eto Afrika ity seho ity raha ny lafiny fitrotroana ara-mozika, miaraka amin’ny soratra Big Band. Nofy hotanterahina ity». Ampahany tamin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Miverina ny delestazy eto Antananarivo. Araka ny fampahalalana avy amin’ny Jirama, tsy tomombana ny milina iray mpamokatra herinaratra ao amin’ny orinasa tsy miankina Symbion Mandroseza, ka banga 9MW ny vokatra hamatsiana ny tambajotra RIA. Nampihatra ny fanapahan-jiro mifandimby na delestazy, ny Jirama, omaly hariva, maharitra 30 mn, nanomboka tamin’ny 5 […]
Taom-pamokarana lavanila maitso: Nahalafo vokatra 9 taonina ny tantsaha
Tao anatin’ny roa andro, ny 26 sy 27 mey, milanja 9 taonina (t) ny lavanila maitso lafon’ireo mpamokatra tao amin’ny kaominina Antsakoamanondro, distrikan’ Ambanja. Nanomboka omaly, nanatona ny mpamokatra any amin’ny kaominina Ambolikapily sy Ambalahonko ny orinasa Biolandes, manohy ny fividianam-bokatra. Notsindrin’ny lehiben’ny Faritra Diana, ny jeneraly Marovavy Louis Francio, […]






