Other News

Handball – « Mada sénior» : Nihintsana ny THBC Analamanga

Notanterahina, omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ny dingana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja handball, sokajy Sénior. Nitranga ny tsy nampoizina teo amin’ny sokajy vehivavy, satria lavon’ny Sifaka Amoron’i Mania ny THBC Anala­manga, anisan’ny ekipa goavana eto Madagasikara. Nion­drika tamin’ny isa tery, 21 no ho 20, […]

“Africa Cup 3×3” : Ekipa afrikanina 24 hiady ny amboara

Iray volana mialoha ny fifaninanana, nanamafy ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny basikety, Ramaroson Jean Michel, fa efa mandroso ny fikarakarana ny fandraisan’i Madagasikara ity fifaninanana ity. Fanambarana nataony teny amin’ny biraon’ny FMBB 67 Ha, omaly. Hotanterahina eto Mada­gasikara, ny 5 hatra­min’ny 7 desambra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana […]

VAOVAO TAMBATRA

Mamokatra taretra 17 578 taonina isan-taona i Madagasikara, ka mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahefatra maneran-tany amin’ny famokarana izany, aorian’i Brésil, Tanzanie ary Kenya. Na izany aza, tsy ampy ny tohana ara-bola sy ny fotodrafitrasa ho an’ny mpamokatra ka mampananosarotra ny hidirantsika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mila ma­nana paikady mazava […]

Fanafoanana ny Agoa : Hapetraka ny drafi-piaraha-miasa maharitra

Tandindomin-doza ny se­hatry ny lamba sy ny fitafiana taorian’ny fahataperan’ny fifanarahan’ny African Growth and Opportunity Act (Agoa) sy ny fampiakarana hetra ho 15% nanomboka ny 7 aogositra teo. Antony nahatonga ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria (CCIA) nametraka paikady hanarenana ny se­hatry ny lamba ka hametraka indray ny « vita malagasy » […]

Ambatondrazaka : Tratra ny vato ametista 19,30 kilao

Araka ny vaovao nampitain’ny Polisim-pirenena Fip Ambatondrazaka, nisy vatosoa tsy ara-dalàna, ametista, mi­lanja 19,30 kilao, tratran’izy ireo ny alahady 2 novambra teo. Voalaza fa avy any anaty ala faritra arovana any Tanandava, eo amin’ny fizaran’ny faritra Alaotra Mangoro sy Analanjirofo no nivoahan’ireo vatosoa ireo. Nandray andraikitra avy ha­trany ny talem-paritry […]