Nivoa-dra tanteraka ny tavan’ilay lehilahy hita faty tao ambanin’ny tetezan’Ankadindratombo, fokontany Mandroseza, boriborintany faharoa, omaly maraina tamin’ny 7 ora sy 22 minitra. “Nitsambikina teo ambonin’ny tetezana io lehilahy io sy ny sakaizany izay voalaza fa bevohoka, ny alin’ny alahady 2 novambra teo, tamin’ny 8 ora”, hoy ny fanazavan’i Rijaharisoa, mponina […]
Other News
Halatra omby: Dahalo roa maty
Dahalo roa maty, olona valo naratra nandritra ny fifandonana tamin’ny dahalo mpangalatra omby tao Antabika, fokontany Antranokaky, kaominina ambanivohitra Vineta Andamasiny, distrikan’i Sakaraha, ny alin’ny alahady 2 novambra lasa teo. Nidiran’ny dahalo telopolo mahery ity tanàna ity. Araka ny vaovao azo, omby 107 nalain’ireo jiolahy, tafaverin’ny fokonolona. Nanao fanarahan-dia ny […]
Ranomasin’i Katsepy: olona 10 hita faty
Vehivavy enina sy lehilahy efatra, hita faty tany Katsepy, omaly. Hita teo amoron-dranomasina ny sivy ary natsingevan’ny ranomasina ny iray. Nahitana pasipaoro manambara fa teratany somalianina ny roa tamin’izy ireo. Tafakatra 10 ireo razana hita tany amin’ny fokontany Antrema, kaominina ambanivohitra Katsepy, distrikan’i Mitsinjo, faritra Boeny, omaly. Vehivavy ny enina […]






