Other News

Fanafihana : Dahalo telo maty voatifitra

Telo lahy anatin’ny fikamban-jiolahy nikasa hangalatra omby lavon’ny mpitandro filaminana tao Fanjakaman­droso, kaominina Ankadinon­dry, ny 25 septambra lasa teo. Naharay antso tamin’ny olon-tsotra ny kaomandin’ny tobim-paritra Mahasolo, tamin’ny 2 ora tolakandro, fa misy andian-jiolahy mitady hangalatr’omby. Nidina ifotony hijery ireo andian’olona nikomy haka ny fananan’ny hafa ireo ny zandary. Nihazo […]

Fitokonan’ny Gen Z : Navotsotra ireo fito voasambotra

Nirefotra indray ny lakrimozenina teny Tsiadana Ampasanimalo, ny sabotsy 27 septambra lasa teo. Niparitaka ireo Gen Z rehefa tsy naharesy tosika ny mpitandro filaminana. Taorian’ny fikasan’ireo mpitokona mikambana anatin’ny Génération Z na « Gen Z » hihazo ny Kian­jan’Ambohijatovo, niatrana teny an-toerana avokoa ny mpitandro filaminana, nahitana ny Tafika, zandary ary polisy. […]