Other News

Volley-Mada 1D: Tafakatra famaranana ny GNVB sy ny Squad

Nisafidy ny tsy hampitsahatra ny lalao manasa-dalana, omaly, ny Federasionina malagasin’ny volley-ball, na teo aza ny korontana nisy teto an-dRenivohitra. Araka izany, tontosa ny lalao manasa-dalana teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Teo amin’ny sokajy vehivavy, nilaza mialoha ny tsy handray anjara ny ekipan’ny AMVB noho ny toe-javamisy, ka tafakatra avy […]

Baolina kitra afrikanina : Vonona handresy ny Silver Strikers ny Elgeco Plus

Hitana ny sain’ny rehetra amin’ity anio ity, ny lalao miverina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Ligue des champions”, taranja baolina kitra. Hifanandrina amin’izany ny Elgeco Plus sy ny Silver Strikers an’i Malawi. Vonona handresy hiakarana amin’ny dingana manaraka ny Malagasy. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Bingu National Stadium, […]

Noho ny zava-misy… : Miato aloha ny “Madajazzcar Festival”

Na tafiditra tao anatin’ny fivelarana lehibe aza…, noho ny zava-misy eto amin’ny firenena, miato aloha ny “Madajazzcar Festival”, raha ny fanazavan’ny mpikarakara. Tsy eto an-dRenivo­hitra ihany fa ireo toerana rehetra hanatanterahana ny hetsika, miato avokoa. Nam­pa­nantena kosa ny hivere­nan’ny fandaharam-potoana amin’­ny laoniny izy ireo amin’ny fotoana maha mety izany. Marihina […]

Fitsaboana nentim-paharazana : Talenta ny fahaizana mitsabo amin’ny alalan’ny raokandro

Fitsaboana amin’ny alalan’ny zavamaniry ny raokandro. Nam­piasain’ny Ntaolo ho fanafody nanasitranana ireo aretina maro samihafa teo anivon’ny fiarahamonina ny singa azo avy aminy. Amin’ny ankapobeny, talenta ny fahaizana mitsabo amin’ny alalany. Ampiasain’ny mpitsabo nentim-paharazana avo­koa ny raviny, ny fakany, ny tahony ary ny vovony. Tsy norantovina fa talenta ny fahaizana […]

VAOVAO TAMBATRA

Diso ny vaovao novoizina fa tapaka ny tambajotra sosialy, nanomboka omaly tamin’ny 2 ora tolakandro. Namoaka fanambarana mahakasika izany ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra sy ny paositra (MDNPT), omaly. Manainga ny rehetra hanamarina hatrany ny fototry ny vaovao aparitaka amin’ny tambajotra sosialy ny minisitera. Hankalazaina rahampitso sabotsy 27 […]