Hotanterahina ny 20 hatramin’ny 27 septambra izao, ao amin’ny Kianja mitafo Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy 1ère division, lahy sy vavy. Efa fantatra avokoa ireo ekipa handray anjara, izay ahitana ekipa 10 eo amin’ny lehilahy ary ekipa 9 kosa eo amin’ny vehivavy. […]
Other News
Handball – “Can U17”: Lavon’i Kenya ny Akion’i Madagasikara
Faharesena misesy ny azon’ny Akion’i Madagasikara, amin’ny fiadiana ny “Can U17”, vehivavy. Mbola resin’i Kenya indray izy ireo. Nitohy omaly alakamisy, tao amin’ny Kianja Complexe Miloud Hadfi, Algerie, ny andro faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can), taranja handball, sokajy U17, vehivavy. Tojo faharesena fanindroany indray ny Akion’i Madagasikara. […]
Kaominina Antambolo : Manomboka mamboly sakay pilokely sy vavamborona
Mpamboly avokoa ny 90% ny mponina any amin’ny kaominina Antambolo, distrika Arivonimamo, faritra Itasy, raha ny fanadihadiana natao tamin’ny ben’ny Tanàna any an-toerana. Maro karazana ny vokatra vokarin’izy ireo. Ahitana ny voatabia, ny voasary sy ny vary ary ny maro hafa. Anisan’ny mamatsy vokatra voatabia ho an’ny tanànan’i Mahitsy, i […]
VAOVAO TAMBATRA
Hisy tetikasa hanodinana fako 800 t/andro ho lasa angovo eto Antananarivo. Hamokatra herinaratra 13 MW izany foibe izany hamatsiana ny Renivohitra sy ny manodidina. Efa tafiditra ao anatin’ny tetibolam-panjakana 2025 ny fanatanterahana ity tetikasan’ny Filoham-pirenena ity. Hivoaka tsy ho ela ny fandefasana ny antso tolobidy ho an’izay orinasa hanatanteraka azy […]
Flyover Anosizato : Hasiana Tetezana, hitarina ny RN1 sy ny RN 58A
Hanomboka tsy ho ela ny fanorenana ny fotodrafitrasa lalana Flyover eny Anosizato. Efa nivoaka ny antso tolotrasa ho an’ny orinasa hanao ny fanorenana. Mitentina 25,2 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola, avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana an’i Afrika (Badea). Efa nisy ny antso tolotrasa iraisam-pirenena navoaka tamin’ny taona 2023 sy […]






