Other News

Handball – “Can U17” vehivavy: Resin’i Angola ny Akion’i Madagasikara

Ratsy fanombohana ny Akion’i Madagasikara eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy zandriny. Niondrika teo anatrehan’i Angola, tamin’ny isa 22 no ho 12, ny tovovavy malagasy. Fihaonana notanterahina omaly, tao amin’ny Kianja Oran Algerie. Nifan­danja ny lalao teo amin’ny roa tonta, saingy nanantombo teo amin’ny fahazarana lalao […]

SOMBIM-BAOVAO

Vonona hanohy ny fifaninanana iraisam-pirenena miandry azy amin’ity taona 2025 ity, ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Laura. Ny”Grand Prix de Qingdao 2025″ ny fifaninanana hatrehiny, ny 26 hatramin’ny 28 septambra izao, any Chine. Hatreto, fifaninanana iraisam-pirenena 3 no vitan’i Laura, ary vonona izy ny hanohy izany manomboka amin’ity volana septambra […]

« Muay Thai Tournament 2 » : Hitiliana izay hiatrika ny « Trophée de Choc 2026 »

Hotontosaina ny alahady 21 septambra izao, ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny andiany faharoa amin’ny « Muay Thai Tournament ». Fifaninanana hitiliana izay hiatrika ny ady iraisam-pirenena, toa ny « Trophée de Choc 2026 ». Ny klioban’ny GISL (Grande île sports loisirs ) no mikarakara izao fifaninanana izao, ahafahana mitily […]

Baolina kitra – Cosafa U17 : Nidiram-baolina 13 ny Barea zandriny

Nangidy sy navesatra tamin’ny mpitia baolina kitra ny vokatra azon’ny Barea, nandritra ny fifaninanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (Cosafa cup), sokajy U17. Faharesena telo no azo ary nitana ny rambony tao amin’ny vondrona “B” izy ireo. “Resy lava!” Nosem­banin’ny raho-maintin’ny Barea sokajy U17, ilay fifaliana mavaivay […]

Kaominin’i Bemasoandro : Nahoraka ny fitsenana an-dry Feno, Manda, Antonio, Barea Chan mpilalao

Manetriketrika! Noraisina tamin’ny fomba miavaka teny amin’ny kaominina Bema­so­andro ireo mpilalao telo mirahalahy, izay nandrafitra ny Barea, nitondra avo ny voninahi-pirenena, nandritra ny “Chan 2024”. Ny alahady lasa teo, nafana sady nalaza teny amin’ny kaominina Bemasoandro sy tetsy Itaosy iray manontolo ny fandraisana an’ireo mpilalao telo mirahalahy, i Manda, Feno­hasina […]