Hotanterahina eny amin’ny ranomasin’i Ramena, Diego, ny 4-5 oktobra 2025 ho avy izao, ny hetsika “Milay Contest”, izay karakarain’ny Yas Madagascar sy ny Federasionina ara-panatanjahanten’ny lakana an- dranomasina, Sport Voiles. Araka ny nambaran’ireo mpikarakara teny Ambodivona, omaly, vola mitentina 10 tapitrisa Ariary no hatolotra ho an’ny izay voalohany amin’ny fifanintsanana […]
Other News
Fablab EnR-out: Toeram-panofanana hanamafisana ny tetezamita amin’ny angovo
Misokatra amin’ny fomba ofisialy ny Fablab EnR-out, ivontoerana vaovao natokana hampiroboroboana ny angovo azo havaozina sy hanomezana sehatra ny tanora manana tetikasa mifandraika amin’izany. Mbola olana lehibe ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara. 36 % ny tokantrano eto amin’ny Nosy no manana herinaratra, 7 % ny any ambanivohitra izay onenan’ny 70 […]
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny fitsapam-pahaizana ho an’ireo maniry ny hianatra ao amin’ny Anac. Isan’andro, manomboka amin’ny 9 ora maraina izany, etsy Anosy. Mahakasika ny taranja rehetra toa ny dihy izay mbola mizara zana-tsokajy, ny zavamaneno rehetra, ny “éveil musical”, ny orikesitra, kabary, sns, izy ity. Natao mba hamaritana ny fahaizana efa […]
Tarika AmbondronA : Hampiaraka talenta amin’ireo mpitendry hafa
Tsy misy fefy ny mozika! Efa nanaporofo ary mbola manohy izany ny tarika AmbondronA. Hamafisin-dry zalahy indray ilay fisokafana amin’ny mozika, amina namana mpitendry hafa manana ny fironany, mandritra ireo seho roa hotontosaina ny zoma 19 septambra sy ny alahady 21 septambra izao. Tontosa omaly mantsy ny famerenana farany nataon’ny […]
Fivelaran’ny talenta: Ny saina mihitsy no simba
Ilaina ny mahay solfezy. Setriny: « ny razantsika tsy nahafantatra na tongotra naoty iray aza ». Ilaina ny manatrika fiofanana ho fanatevenam-pahalalana. Setriny: «efa voafehinay tsara io. Izahay aza no tokony hampianatra»… Taona 2025, mbola tafajanona amin’izany hadihevitra izany ihany no heno eo amin’ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Ilay saina na foto-pisainana no […]






