Anisan’ny lahadinika amin’ny fivoriambe faha-80 hataon’ny Firenena mikambana (ONU) ny 22-27 septambra, any New York, Etazonia, ny amin’ny tokony hamerenan’ny fanjakana frantsay ireo Nosy malagasy manodidina, izay efa namoahana fehinkevitra tamin’ny 12 desambra 1979. Amin’izao, ao anatin’ny antontan-taratasy faha-60 izany. “Zava-dehibe ilaina eto amin’ny firenena ny fahamarinan-toeran’ny fanjakana”, hoy ny […]
Other News
Antoko Alfa : “Mila lanjalanjaina ny vava avoaka sy ny fanehoan-kevitra”
“Mamelona lakolosy izahay eto amin’ny antoko Alfa. Satria manahy be ihany ny amin’ny fifampihantsiana sy fifandranitana misy etsy sy eroa sy amin’ny haino aman-jery maro samihafa. Mila lanjalanjaina ny vava avoaka sy ny fanehoan-kevitra.” Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Lay fitiavana an’ny rehetra (Alfa), Rakotoniaina Mamitiana, manoloana ny toe-draharaham-pirenena […]
Mba tsy misy hadino…
Tsy moramora ny fiatrehan’ny vahoaka ny fiainana andavanandro. Ao anaty fahasahiranana lava… Vao mainka mafimafy izany amin’izao? Eo, ohatra, ny fizakana ny fampidirana mpianatra. Toy izany koa ny fisiana fanahiana sahady ny amin’ny famatsian-jiro sy rano ao anatin’ny maintany. Eny, na ny fiatrehana ny maitsoahitra aza. Efa misy ny fitsinjovana […]
Filoha Rajoelina Andry : “Tsy maintsy henjana ny sazy amin’ny fanolanana”
Nahabe adihevitra teto Madagasikara talohaloha teo ny amin’ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana ka nanaovana lalàna ny amin’ny famosirana izay tratra sy melohin’ny fitsarana noho ny fanolanana zaza tsy ampy taona. Efa saika lasa adihevitra politika aza izany… Anisan’ny nahatonga ny disadisa diplaomatika niafara tamin’ny fandaozan’ny ambasadaoron’ny Vondrona eoropeanina telo aloha iray […]






