Nankalaza ny faha-20 taonany, tetsy Ankaditoho, Tsimbazaza, ny Ofisy manara-maso ny fampiasana herinaratra, «Office de régulation de l’électricité (ORE)». Tafiditra ao anatin’ity fankalazana ity ihany koa ny fiovan’ny sata sy ny anarana ho lasa Autorité de régulation de l’électricité (Arelec), araka ny lalàna 2017-020, sy ny didim-panjakana nivoaka tamin’ny 6 […]
Other News
MFFT : Hitondra fanavaozana amin’ny fananan-tany
Nanao fampivondronana teo amin’ny fanjakana sy ireo mpisehatra tsy miankina ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, omaly, tetsy Anosy. Nihaona sy nitafa tamin’ireo sehatra tsy miankina ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), omaly, tetsy Anosy. Tanjona tamin’izany ny hampahafantarana ireo dingana lehibe efa vita sy […]
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ny namaly ny antso ka handray anjara amin’ny fifaninanana “Madagascar International BJJ Open 2025”, taranja Jiu-jitsu breziliana, i Angola sy Afrika Atsimo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina malagasy JJB. Fifaninanana hotontosaina ny 12 oktobra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hotanterahina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny dingana […]
Zandarimariam-pirenena : Hanangana ekipa amin’ny taranja maro
Klioba mitàna ny laharana voalohany eo amin’ny taranja volley-ball ny Zandarimariam-pirenena. Porofon’izany ny nahazoan’ny GNVB ny amboara rehetra tamin’ny fifaninanana nasionaly, teo amin’ny sokajy U16 sy U20, tamin’ity taona ity. Ankoatra izay misongadina eo amin’ny iraisam-pirenena ihany koa ny GNVB, izay nandrombaka ny amboara nandritra ny RNS 2024 natao tany […]
Handball – “IHF Trophy” : Hiady ho lohany ny Akio
Hanomboka rahampitso, any Oran, Algérie, ny fiadiana ny “IHF Trophy” kaontinantaly, taranja handball, sokajy U17, vehivavy. Anisan’ireo firenena hiady ho lohany amin’ity ny Akion’i Madagasikara. Firenena 11 no hifampitana amin’ity ka ao amin’ny vondrona “A” no misy an’i Madagasikara, miaraka amin’i Angola, Nigeria, Tunisie, Kenya, ary i Benin. Azo lazaina […]






