Ratsy fiditra! Vokatra ratsy no nanombohan’ny Barean’i Madagasikara, sokajy zandriny, ny fifaninanana Cosafa U17, izay tanterahina any Zimbabwe, ny 11-20 septambra. Resin’i Malawi, tamin’ny isa 3 no ho 1, i Madagasikara. Lavo sahady! Nanao fampisehoana teo anatrehan’ny Barea zandriny mihitsy i Malawi, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Ngomi Mwos Stadium Zimbabwe. […]
Other News
« Mode éthique et durable »: III Mpifaninana 11 hiatrika famaranana
Eo amin’ny tontolon’ny lamaody sy ireo filirony miaraka aminy. Ao anatin’ny andiany fahatelo ny hetsika «Mode éthique et durable». Miompana amin’ny fanapariahana ny indostrian’ny kolontsaina sy ny famoronana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izany. Ho an’ity taona 2025 ity, mpamorona 11 no voafantina hiatrika ny famaranana, raha nahatratra 80 ny isan’ny […]
Volana septambra : Raikitra ny « Zarasehatra bagasy Vonona »
Rehefa nanomana tao anatin’ny fotoana naharitra, raikitra fa hotanterahina anio, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola, ny «Zarasehatra bagasy» nampitondraina ny lohahevitra «Vonona». «Efa vonona eo an-dampihazo ny mpisehatra rehetra. I Mbosa no mandahatra ny hira sy mandrindra ny fidirana ny sehatra… Tandremo tsy […]
« Ant’sary Doc Mada »: Ny lohahevitra no hitsarana ireo horonantsary
Hetsika lehibe ho an’ny horonantsary fanadihadiana ny “Ant’sary Doc Mada”. Nivoaka ny lisitr’ireo vokatra hifaninana, ka hisy sokajy maromaro hisafidianana amin’izany. Horonantsary lava, horonantsary fohy, “expérience digitale”, “best picture”, “best sound”, “prix du public”, “prix d’encouragement”. Ireo ny fankasitrahana homanin’ny mpikarakara ny hetsika “Ant’sary Doc Mada”. Haka endrika fifaninanana horonantsary […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsidika ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, omaly, ny lehiben’ny mpirakidraharaha eny anivon’ny Filankevi-panjakana, Razafimahery Todisoa Nandrianina. Nifantohan’ny dinika ny asam-pitsarana sy ny fanatsarana izany ary ny fahaiza-manao eo anivon’ny Filankevi-panjakana. Nilaza ny mpitarika ny RMDM, ny pasitera Tsarahame Edouard, teny Bel’Air, afakomaly, fa tsy […]






