“Tena manana adidy mavesatra ny administratera sivily amin’ny alalan’ireo solontem-panjakana eny ifotony, ny prefet de Police sy ny lehiben’ny distrika.” Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny sendikan’ny administratera sivily (Synad), Rakotondramanana Solofotahina Lalaina, manoloana ny fiatrehana ny fifidianana loholona amin’ny 11 desambra. Ry zareo no filohan’ny Organisme mixte de conception (OMC) […]
Other News
Arenina ny lesoka !
Hifarana ny herinandro, milamindamina ny tanàna. Nizotra tamim-pilaminana ny fampidirana ny mpianatra, na ny sekoly manaraka fandaharana frantsay, na ny mpandala ny rafitra malagasy 100 %. Nandeha tsy nisy olana ny ankamaroan’ny teny anivon’ny sekoly na mbola maro aza ny kiana sy ny fanamarihana avy amin’ny ray aman-dreny noho […]
Sampana SADC any Chine: Hamafisina ny fiaraha-miasa sy ny fifandraisana
Ny masoivohon’i Madagasikara any Chine no filohan’ny sampana Sadc any an-toerana. Himasoana ny fikarohana fiaraha-miasa sy ny fanamafisana ny fifandraisana amin’ny firenena sinoa. Ny lafiny tontolo iainana, toekarena, diploamasia… Ireo no anisan’ny hodinihina akaiky anatin’ity vondron’ny SADC any Chine ity, manomboka izao, araka ny fampitam-baovao voaray tamin’ny tambajotran-tserasera, omaly. Fantatra […]
Tovolahy natelin’ny ranomasina : Hita afakomaly ny vatana mangatsiakany
Hita afakomaly tamin’ny 8 ora alina, tany amin’ny fari-dranomasin’i Fenoarivo Atsinanana, 5 km miala an’i Toamasina, ny vatana mangatsiakan’ilay tovolahy 14 taona, natelin’ny ranomasina, ny talata atoandro teo. Mpanarato no nahita ny razana natsingevan’ ny ranomasina ka nampiakatra izany an-tanety. Efa lanin’ny trondro ny masony ary niofaka ny tarehiny, taminn’ny […]
Amboditsiry: Lehilahy roa tratra nanao sinto-mahery
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Analamahitsy, tetsy Amboditsiry, ny lehilahy roa. Tra-tehaka teo am-panaovana sinto-mahery olona teny amin’ny manodidina izy ireo, afakomaly, tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Nampiahiahy ny fihetsik’izy ireo ka narahi-maso ary izao tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny izao. Nentina eny anivon’ny biraon’ny kaomisaria […]






