Other News

Clément Jaona : “Sarotra ny fampiakaran-draharaha amin’ny Fitsarana avo”

“Tsy maintsy ao amin’ny tonia voalohany mpampanoa lalàna ao amin’ny fitsarana ambony no apetraka ny fitoriana momba ireo tomponandraiki-panjakana ambony”. Io ny fanazavan’ny mpahay lalàna, i Clément Jaona, ny amin’ny fitsa­rana tomponandraiki-panjakana ambony, toy ny minisitry ny Fitaterana teo aloha ny amin’ny “Raharaha boeing 777”. Manao fanadihadiana ny tonia voalohany […]

fizarana fitaovana : Mpianatra 1 000 000 mahery hisitraka

Nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ireo ankizy ao amin’ ny EPP Ambatobe, omaly, ny Filohan’ny Repoblika Mala­gasy, Rajoelina Andry sy ny Ramatoa vadiny. Ity hetsika ity dia tafiditra amin’ny fanohanana ny mpianatra amin’ izao fidiran’ny taom-pianarana vaovao izao. Tsy izany ihany nefa, fa mpianatra marefo maherin’ny 1 tapitrisa mane­rana ny Nosy no […]

Fanafihana mitam-piadiana: Maty voatifitra i Voambàna Ndremory

Araka ny efa notaterina teto matetika, itrangana fanafi­hana mitam-piadiana ny fokontany maro ao Toamasina, toy ny ao Depôt fahefatra sy ny ao Tanamakoa. Tamin’ity farany rahateo no nahitana tokantranona mpanao gazety voatafika sy voaromba fitaovana maro, tsy ela akory izay. Araka izany, ny alin’ny alatsinainy hifoha ny talata teo, nirefodrefotra […]

Fampivoarana ny fahaiza-manao: Nampivondrona ireo tanora sahirana ny Daholo

Nikarakara izany ny fi­kambanana Daholo. Teo koa ireo mpianatra Master 1 avy amin’ny sam­pana « Socio-management du developpement rurale ». Nampita ny fahaiza-manaony ho amin’ny fampivoarana azy ireo ny avy amin’ity fikambanana ity. Nijoro vavolombelona ireo tanora avy amin’ny faritra iva ireo fa azo atao tsara ny mivoatra eo amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Madagascar Mozarteum tafiditra ao anatin’ny « Dimanche Classique » andiany faha-22. Fampise­hoana hotanterahin’i Ianne Karisy Rajesson miaraka amin’ny feo kantony. Hitendry ny piano kosa i Hery Andrianirina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hokaloiny amin’izany ny sanganasan’i G. Puccini, J. Massenet, C. Monteverdi, Gershwin… Fampisehoana hotontosaina ny 14 septambra izao, manomboka amin’ny 4 ora […]