Ny volana desambra 2024 no nivoaka ny boky « Ikalamara », nosoratan’i Mampianina Randria. Nanana ny lalany taorian’izay ity boky novokarin’ny éditions Karné ity, noho izy mivoy lohahevitra miavaka. Mbola ao anatin’izay lalana izay ihany, nivoaka amin’ny endriny tantara fihaino koa amin’izao ny boky « Ikalamara ». Tsy toy ny tantara an’onjampeo akory, fa […]
Other News
Soradihy : Hizara ny «Kanyar » eto i Didier Boutiana
Fifanakalozana eo amin’ireo mpamorona sy mpandihy ny fandaharanasa « Pulse ». Tafiditra ao anatin’izay ny fandalovan’i Didier Boutiana eto, hanolotra ny soradihy « Kanyar », ny sabotsy 13 septembra izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny IFM Analakely. Ao anatin’ny hiran’i Labelle sy Maya Kamaty no hizaran’i Didier Boutiana ny hafatra voizin’ny « Kanuar ». Teratany […]
Fomba amam-panao: Nanjary fisehosehoana no betsaka amin’ny famadihana
Mbola ao anatin’ny fanatanterahina ny famadihan-drazana ny Malagasy. Na nihena aza ny isa, ny fomba tsy nasiam-panovana. Fa ny fisainana no mety mivaona any amin’ny tsy izy ? Isaky ny 3 na 5 na 7 taona no mamadi-drazana ny Malagasy indrindra fa ny eto Imerina sy ny manodidina. Hevi-dalina sy fomba […]
FANTINA sy FINTINA
Raikitra ny fanaikana ny mpifidy amin’ny fifidianana loholona. Nankatoavin’ny filankevitry ny governemanta, omaly, teny Mahazoarivo, ny didim-panjakana momba ny fanatanterahana sy ny fikarakarana izany fifidianana loholona izany, araka ny fehezan-dalàna. Tsiahivina fa anisan’ny mpifidy vaventy amin’izany ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsaina. Notolorana mari-pankasitrahana ny ambasadaoron’i Japon, Koji Abe. Nanolotra […]
Antoko politika : Hofanina amin’ny fangaraharahan’ny vola
Hiditra amin’ny andiany faharoa, amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra, ny hetsika sy fanofanana iarahana amin’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-MG). Efa notanterahina ny herinandro teo ny andiany voalohany tamin’izany. Nandray anjara tamin’izany ireo antoko sy fikambanana politika. Nifampizarana sy noresahina tamin’izany ny momba ny lohahevitra: “ny mangarahara amin’ny fitantanana sy […]






