Other News

Filoha Rajoelina Andry : “Zava-dehibe ho an’ny baolina kitra ny fananana kianja”

Miezaka manatsara sy mampivoatra ny fanatanjahantena eto Madagasikara ny fanjakana. Manaporofo izany ny firosoana amin’ny fananganana fotodrafitrasa, toy ny « tribunes » etsy amin’ny Kianja CFFA Andoharanofotsy. Ho fanatsarana ny tonto­lon’ny baolina kitra eto Ma­dagasikara, noha­tsa­raina ny kianjan’ny CFFA etsy Andoharanofotsy. Nape­traky ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, teny Iavolo­ha, omaly, ny vato fototra […]

« Les Doctoriales » andiany faha-11 : Hanomezan-danja ny voka-pikarohana ho an’ny fampandrosoana maharitra

Nanomboka ny ta­lata ary haharitra efatr’andro ny hetsika « les doctoriales », andiany faha-11. Tontosaina eny amin’ny tranom-bokin’ny Oniver­siten’Antananarivo Ankatso izany. Hetsika ifanakalozan’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mp­a­mpianatra, manana ny mari-pahaizana “doctorat”. Na­tao hampivondronana ireo doctorants eny anivon’ny Oniver­siten’Antananarivo sy avy any amin’ny faritra ary ireo oniversite sasany eto An­tananarivo sy avy […]

Baolina kitra – Amboaran’ny CAF: Mpilalao 25 hoentin’ny AS Fanalamanga

Hanainga amin’ny herinandro ho avy io ny AS Fanala­man­ga, hiatrika ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny amboaran’ny Caf, taranja baolina kitra. Fihaonana hikatrohany amin’ny Ferroviaro Mozambique. Nambaran-dRabeva­hiny Arlem, tale jeneralin’ny orinasa Fanalamanga tamin’ny mpanao gazety, tetsy Antaninarenina, omaly, fa mpilalao 25 no hoentin’ny ekipany miatrika izany. Any Mozambika avokoa no […]

Fitantanana maneran-tany : Misarika amin’ny lafiny fampandrosoana mirindra i Chine

Nanao fanambarana ny filohan’i Chine, Xi Jinping, nandritra ny fivorian’ny Organisation de Coopération de Shanghai (OCS) Plus, ny 1 septambra teo. Nambarany tamin’ny kabariny ny soso-kevitra ho fandraisana an-tanana ny Fitantanana maneran-tany (IGM), izay niantsoany ny firenena rehetra mba hi­ara-hiasa hanangana rafitra mi­rindra kokoa, ara-drariny ary mitovy lenta. Na mbola […]

KMF/Cnoe : “Misy very zo amin’ny senatorialy”

anjara amin’ny fifidianana loholona ireo ben’ny Ta­nàna sy mpanolotsaina, hoy ny tomponandraikitry ny se­ra­sera eo anivon’ny KMF/ Cnoe, i Haja Nirina, manoloana ny fanatanterahana ny fifidianana loholona amin’ny 11 desambra ho avy izao. Amin’ny maha mpifidy va­ven­ty azy, solontenan’ny olom-pirenena eny amun’ny faritra izy ireo. Nefa raha tsy handray anjara […]