Other News

Sendikan’ny Jirama : Mitaky ny fialan’ny Tale jeneraly

Araka ny vaovao niparitaka tao anaty tambajotran-tsera­sera, omaly, mikasa hanao fitokonana faobe, anio, etsy Ambo­hijatovo, ny eo anivon’ny orinasa Jirama. Ny sendikan’ny mpia­san’ny Jirama sasany no hitarika izany eny an-toerana. Mbola mipetraka ho votoatin’ny fitakian’izy ireo ny fanalana ny tale jeneralin’ity orinasa ity, i Ron Weiss, ary milaza izy ireo […]

Fampiasana ny Internet : Miantso ny hijerena ny sarany ny Artec

Manao antso avo hijeren’ireo orinasam-pifandraisan-davitra ny saran’ny fampiasana ny internet eto amintsika ny Artec. Velon-taraina mahakasika ny tolotra ny mpanjifa. Nandray andraikitra ma­noloana ny fitarainan’ny mpanjifa mahakasika ny saran’ny internet eto Mada­gasikara ny Autorité de régulation des technologies de communication (Artec). Araka izany, miantso ireo orinasam-pifandraisan-davitra hijery akaiky sy hanitsy […]

TARATRY ny KANTO

Hisy ny fihaonan’ny zanak’i Menabe eto Antananarivo, hotontosaina rahampitso, eny amin’ny Villa Kalotody Andohanimandroseza, izay haka endrika lanonana sy fiaraha-misakafo. Hanafana ny fotoana ry Sylange Kilalaky, Thybaut ary Bekasety. Eo koa ny DJ Frunk, hanohy amin’ny fampandihizana. Maimaim­poana ary hanasan’ny fikambanana ireo zanak’i Menabe rehetra izany. Iraimbilanja, etsy amin’ny Piment […]

Fiovana sy fanovana : Tsy voaresaka loatra ireo fototra maha firenena

Matetika ny tontolon’ny politika sy ny toekarena no misongadina. Ny olombelona hanatanteraka ny fiovana, anefa, tsy mahafantatra na mahafantatra ihany fa amin’ny ampahany ny momba azy. Noho izany, tsy tokony hamaivanina ireo fototra. Mila lamina mazava ny fampitiavana sy famerenana azy ireny indray eny amin’ny fiarahamonina. Tsy hita taratra loatra, […]