Tonga nitsidika sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny tetezana mirefy 200 metatra mahery sy ny lalana mirefy 5 km, ao Toamasina, ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, ny faran’ny herinandro teo. Nilaza ny minisitra fa hoezahina vitaina tanteraka alohan’ny faran’ny taona ny asa rehetra amin’ity fotodrafitrasa iray […]
Other News
Lalana RN12A: Hatsangana ny tetezana vaovao mirefy 400 metatra
Mandeha ny fanarenana ny lalam-pirenena 12A, mampitohy an’i Vangaindrano sy i Taolagnaro. Anisan’ny asa goavana atao ny fananganana tetezana mirefy 400 metatra any Masianaka. Mandroso araka ny tokony ho izy ny asa fanamboarana, hatao godirao, ny lalam-pirenena RN12A. Tafiditra amin’izao fotoana izao ny fanarenana ny ampahan-dalana mirefy 32 km. Manomboka eo […]
Tsena iraisam-pirenena: Tsy mitsaha-midina ny vidin- tsolika
Nidina ho 68 dolara ny vidin’ny iray barila (1 barila= 159 litatra) eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mihena manaraka io ihany koa ny vidiny eto an-toerana. Araka ny efa fantatra, miova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, manaraka ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Araka ny fifanarahana amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), tsy […]
TARATRY ny KANTO
Velakevitra am-pamoloana, rahampitso alarobia 3 septambra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. « Ny simian’ny fitiavana », hovelabelarin’i Hobiana Andrianimerina sy ny « Herin’ny teny eo amin’ny fitiavana », hoentin’i Mi Ramanitra. Samy mpanoratra ireto hampianoka ny hakanton’ny literatiora eo amin’ny fitiavana ireto. Nizara ny traikefany i Lova […]
Miha simba hatrany : Mifamatotra ny teny sy ny tontolo iainana
Ny teny no nohariana izao tontolo izao, raha ny fanazavan’ny mpikaroka maro. Ny teny malagasy, indray, manana hasina lehibe noho ny nitandreman’ireo teo aloha ny lamina sy ny lalàna voajanahary mifandraika amin’izany teny izany. Taona 1896, nanomboka nihena tsikelikely io hasina io. Tsy mbola tazana loatra anefa izany, satria, mbola […]







