Tratra ihany ny tanjona, na dia tsy tomombana tanteraka aza. Niverina amin’ny lazany ny « Festival Tsôlabe », tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao Sainte Marie. «Fety Be ». Izay ny dikan’ny « Tsôlabe », any amin-dry zareo antanosy, ao Sainte Marie, na Nosy Boraha. Avy amin’izay no nakana ny anaran’ity hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Niantso ny mpitondra hiala amin’ny fitiavan-tena sy ny fitiavan-karena ny hafatry ny eveka tany Morondava, ny alahady teo. « Ampiasaina hoentina mitia sy manompo ny mpiara-belona ny fahefana fa tsy ho amin’ny fitiavan-tena », hoy izy ireo. Tsiahivina fa naharitra telo andro ny hetsiky ny vovonan’ny olon-dehibe, eo anivon’ny Ekar. Hiompana eo […]
Praiminisitra Ntsay Christian : « Tsy kisendrasendra ny fahombiazana »
Nitondra fanazavana ny momba ny fanatanjahantena sy ny lafiny kolontsaina ny praiministra Ntsay Christian, omaly, tamin’ny fananganan-tsaina teny Mahazoarivo. « Tsy kisendrasendra no nahazoana fahombiazana tahaka izao, ka isaorana ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, amin’ ny vina ananany momba ny tanora sy ny fanatanjahantena. Eo koa ny fanohanany manokana ny Barea […]
Mijinja izay nafafy
Hafa raha samy hafa ny fihodin’ny tantaram-piainana ho an’ny mpilalao sy ny ekipa teknikan’ny Barean’i Madagasikara, vao nahazo ny maha tompondaka lefitr’i Afrika. Tao anatin’ny andro vitsivitsy, lasa mpanefoefo sy « ngahy ndriana » kely ry zalahy. Hahazo villa amin’ny tanàna raitra dia raitra, mbola nomena volabe tamin’ny baoritra nentina nody, […]
Justice et Paix : « Ilaina ny mangarahara ao anatin’ny fanjakana tan-dalàna »
Nahitsy ny eo anivon’ny Vaomieran’ny eveka Justice et Paix, eo anivon’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), amin’ny hafatra nampitainy, indrindra ny momba ny fiainam-pirenena «Izao fotoana izao indrindra no ilana apetraka ny mangarahara ao anatin’ ny fanjakana tan-dalàna», hoy ny hafatry ny Vaomieran’ny eveka Justice et Paix eo anivon’ny Fivondronamben’ny eveka eto […]







