Mitohy hatrany ny « Manala azy ». Tontosa ny sabotsy teo ny « Manala azy tanora zokiny », nentin’ny Olombelo Ricky sy ny tariny. Nihaonan’ireo mpankafy efa nanadritra ny taona maro indray ny tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina nandritra izany. Vantany vao vita dia efa fantatra indray ny fotoana manaraka : ny 6 aogositra izao, […]
Other News
« Festival » isam-paritra : Mbola lohany ny « Sômaroho ! » any Nosy Be
Mbola anatin’ny lazany. Tsy azo iadian-kevitra fa raha tsy voalohany, dia anatin’ny «festival» isam-paritra malaza indrindra ny «Sômaroho!». Fahombiazana tamin’ny ankapobeny, raha natao bango tokana ny niseho nandritra ny dimy andro, izay nifarana ny alatsinainy maraina teo, tao amin’ny Kianjan’Ambodivoanio, Nosy Be. Alatsinainy efa mazava andro toy ny mahazatra vao […]
Tao amin’ny tarika Ny Nanahary: Mankalaza ny 60 taona an-tsehatra i Nanah
Tarika nanana ny lazany tany amin’ny taona 60 Ny Nanahary. Nisy feon’andriambavilanitra nisongadina koa tao, izay mankalazana indrindra ny 60 taona niakarany an-tsehatra amin’ity. Mbola milomano anatin’ny mozika i Nanah. «Mamindra fo amiko». Hira fiderana malaza hatramin’izao, izay nanasongadina ny feon’i Léa Randriamifidy na i Nanah. Mpikambana tao amin’ny tarika […]
FANTINA sy FINTINA
Naneho hetsika teny By Pass ireo ben’ny Tanàna miisa 26 avy eny amin’ny distrika Atsimondrano. Tanjona ny hampiroboroboana ny fihavanana eo amin’izy ireo sy hanampiana ireo fianakaviana sahirana amin’izao fidiran’ny mpianatra izao. Nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, fa zava-dehibe ny fihavanana amin’ny fampandrosoana. Noraisin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin, teny Ivato, ny sekretera […]
Fanamafisana ny fitsinjaram-pahefana : Hisitraka tombana momba ny fitantanana ny kaominina
Nampahafantarina ny herinandro teo, tetsy Anosy, ny boky Tombana anatin’ny tondron’ny fitantanana ifotony (Tatfi – AEIGL). Tafiditra amin’ny ezaky ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ho amin’ny fanamafisana ny fitsinjaram-pahefana miabo izany. Eo koa ny fampandrosoana ny eny ifotony. Dingana iray vita amin’ny alalan’ny Drafi-pirenena […]






