Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana “Grand Combat de défi”, taranja Pancrace. Nisongadina ny klioban’ny Tasc izay nahazo ny fandresena betsaka indrindra nandritra izany. Raha hiverenana ny vokatra, fandresena 8 no azon’ity ekipa ity teo amin’ny Classe A: -77kg, -61kg, -56kg, ny teo amin’ny […]
Other News
« CHAN 2025 »: Vonona hanoratra tantara vaovao ny Barea
Hifantoka any Tanzanie avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra fa ny mpankafy baolina kitra, anio. Ho fantatra eo mantsy izay hiatrika ny famaranana amin’ny “Chan 2025”. Hiady izany tapakila izany ny Barea. Vonona hanoratra tantara vaovao. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Benjamin Mkapa Stadium Tanzanie, manomboka amin’ny 5 ora […]
Zaridaina madinika : Zavakanto manome fahatoniana ara-tsaina
Zaridaina madinika hita amin’ny toerana maro samihafa ny “Jardin miniature”. Zavakanto mampifandray ny natiora sy ny fahaiza-mamorona izy io. Misy ny natao ao anaty siny, anaty vata, na amin’ny toerana kely ao an-trano na eny an-tokotany. Mitondra tombotsoa maro ho an’ny olon-drehetra ny fahitana sy ny famoronana azy ireny. Be […]
VAOVAO TAMBATRA
Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanambola (MEF), manoloana ny filazana fa misy mandrahona ny mpanao gazety Gaëlle Borgia. Nohazavainy, fa tsy mpiasa velively ao amin’ny MEF i Rajaonarivelo Philippe amin’io fotoana anoratany ny fandrahonana io. Koa, tsy tomponandraikitra amin’ny teny na fihetsiny ny MEF. Mitohy ny fampiofanana mahakasika […]
Vidim-bary: Tsy mbola nahitana fiakarana
Nilaza ny mpivarotra iray eny Ankadifotsy, ny faran’ny herinandro teo, fa tsy mbola misy ny fiakaran’ny vidim-bary hatreto. Mijanona ho 1000 Ar ny kapoaka, 3 500 Ar ny kilao, ho an’ny vary makalioka sy ny dista ary ny vary mena raha toa ka 175000 Ar ny iray gony. 900 Ar kosa […]






