Niakatra teo anivon’ ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ny raharaha mahakasika ny vono olona tany an-toerana, ny 19 may ka hatramin’ny 02 jolay lasa teo. Antontan-taratasin’ ady 121 be izao no notsaraina nandritra izany. Nahitana ny didy hitsivolana voalohany, laharana faha 61-CC/C.A/ TOA/25, izay nivoaka ny 5 may 2025. Teo […]
Other News
Fibatana fonjamby : Hampiofana ny Malagasy i Salama Maged
Na eo aza ny fahaiza-manaon’ny mpibata fonjamby izay voaporofo hatrany amin’ ny vokatra tsara azon’izy ireo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena natrehany, mikaroka hatrany izay hampivoarana ny taranja sy hampiakarana ny lentan’ny atleta ny FMHMC (Federation malgache d’haltérophilie, de musculation et de culturisme). Hisy, araka izany, ny fampiofanana omen’ilay teknisianina manam-pahaizana egyptiana, […]
Fanafihana miharo vono olona : Voaroba ny 8 tapitrisa Ar sy finday maro
Mampivarahontsana ny zava-niseho tao Mananara Avaratra, ny alin’ny 5 jolay lasa teo. Voaroban’ireo olon-dratsy ny vola mitentina 8 tapitrisa Ar sy finday maro fampiasan’ireo mpivady mpanao Cash point ao an-toerana, izay misy vola hatrany amin’ny 30 tapitrisa Ar. Novelesin’ireo mpanafika tamin’ ny hazo ny lohan’ireo niharam-boina ka naratra mafy tamin’ […]
Kianja Barea : Efa miroso ny fanamboarana ny bozaka
Taorian’izay fotoana lava izay, tazana tetsy Mahamasina, nanomboka ny herinandro teo, ny fandrosoana amin’ny fanamboarana ny bozaka ao amin’ny Kianja Barea. Mbola nanamafy izany ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Moustapha Abdulah Marson, omaly, tetsy Ivato, fa efa mikarakara izany ny eny an-toerana ary mety hisy ny fidinanana ifotony […]
Fandaharan’ny TVM: Hisy vaovaon’ny Sadc isan’andro
Mba tsy ho tompon-trano mihono. Efa ao anatin’ny fandraisana tanteraka ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Misy amin’ireo hetsika tafiditra ao anatin’izany no efa mandeha. Eo koa anefa ireo mbola ho avy ato anatin’ny andro vitsy. Araka izany, hisy hatrany ny fandaharana izay harahin’ny […]






