Marina fa tsy tena izy, saingy izao vao hisy mpiady afrikanina, indrindra fa hoe Malagasy, amin’ny lalao “Tekken”. Hafaliana ny an’ny mpankafy rehetra raha nahalala fa tafiditra i Miaro Zo, izay efa malaza sahady. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy “jeux videos”! Sambany teo amin’ny tantara, indrindra anatin’ny “Tekken” no misy […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Miantso fifampiresahana eo amin’ny filohan’ ny Antenimierandoholona sy ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna. “Afaka mifampiresaka hatrany ny ray aman-dreny sy zanaka. Tokony hifanohana hatrany ny filohan’ny Andrimpanjakana sy ny mpanao gazety”, hoy izy. Nahazo fanomezana avy amin’ny Repoblikan’i Sina […]
Fihaonana an-tampon’ny SADC: Nanomboka ny fivoriana ireo mpiasam-panjakana
Hiresaka ny lafiny fandrindrana ny asa eo anivon’ny Sadc ny fivorian’ny mpiasam-panjakana ambony eo anivon’ ny vondrona. Eo koa ny momba ny fitantanana ny olona eo anivon’ny Sadc, ny amin’ny lohahevitra maro samihafa. Mialoha ny filankevitry ny minisitry ny Sadc izany. Izay ny fanazavan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Raravavitafika, teny […]
Tsy masina an-taniny
Tsy mampitsanga-menatra ny toerana misy an’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Manga mihitsy ny lanitra raha resaka diplaomatika. Nanomboka omaly, ohatra, ny fivoriamben’ny mpiasa eo anivon’ny Sadc, izay notarihin’ ny sekretera mpanatanteraka. Mahazo vahana amin’ny sehatra iraisam-pirenena izany ny Malagasy. Tena tsy mampitsanga-menatra ny zava-mitranga ankehitriny. Efa hanatrika ny fihaonambe eto […]
Praiminisitra Ntsay Christian: “Melohiko ny famafazana lainga momba ny zanaky ny filoha”
Mbola nitondra fanazavana ny “Raharaha Boeing 777” ny Praiministra Ntsay Christian. Anisan’ny noresahiny ny momba ny zanaky ny filohan’ny Repoblika. “Melohiko tanteraka koa ny famafazana lainga mahakasika ny zanaky ny filohan’ny Repoblika”, hoy ny Praiminisitra Ntsay Christian, teny Anosy, omaly, nanontanian’ny mpanao gazety ny “Raharaha Boeing 777” mitondra laharana malagasy […]






