Other News

“Knowledge Exchange” : Fihaonambe momba ny fananantany

Tanterahina any Addis-Abeba, Etiopia, ankehitriny, ny fihaonambe ao anatin’ny tetikasa «Knowledge Exchange». Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Global Program for Responsable Land Policy (GPRLP) tarihin’ny fiaraha-miasa alemà GIZ. Manangona sy mampifandray ireo manampahaizana sy teknisianina amin’ny fitantanana ny fananantany avy any amin’ny firenena maro aty Afrika ny tetikasa. Tanjona ny hifampizarana […]

Tetikasa PLAE VI : Velarantany 1 400 ha narenina any Betsiboka

Mifantoka amin’ny ady amin’ny fikaohan’ny riaka ny asa, fanatsarana ny velon-tenan’ny tantsaha, ny fananantany, sns. Nahomby ny zava-bita any Betsiboka. Feno 25 taona ny Teti­kasa miady amin’ny fikaohan’ny riaka ny nofon-tany (PLAE VI). Tanjo­na ny hiarovana sy hanarenana ny tany. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsi­an’ny KFW alemà […]

Baolina kitra : Ady sahala ny an’ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga

« Sady tsy resy no tsy nandresy ! » Samy niafara tamin’ny ady sahala, 1 no ho 1, avokoa ny lalaon’ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga, omaly, nandritra ny lalao mandroson’ny savaranonando amin’ny fifanintsanana afrikanina ho an’ny klioba. Raha ho an’ny Ligue des champions C, tsy nahita fahombiazana teo anatrehan’ny Silver Strickers, […]

Baolina kitra – Antsirabe : Nafana ny fandraisana ireo mpilalaon’ny Disciples nanao « Chan »

« Mendrika ! » Tontosa tao Antsirabe, ny asabotsy teo, ny fandraisana ireo mpilalaon’ny Disciples FC, izay nitondra avo ny Barea, nandritra ny « Chan 2024 »,  ny volana ao­gositra lasa teo. Nafana ny fandraisana an’i Claude, i Andy, i Bono, i Dahery ary i Coach Bebeto, mpanazatra ara-batana ny Barea Chan, teny […]

DAKA AN-JORONY: Aza atao misy zanak’Ikalahafa

Mitohy hatrany ny vokatra tsara entin’ny fanatanjahantena malagasy. Taorian’ny baolina kitra, mitondra ny anjarany koa ny taranja tsipy kanetibe. Nanakoako maneran-tany indray ny lazan’i Madagasikara rehefa nandrombaka ny anarana maha tompondaka maneran-tany, ny olon-droa miaraka, lahy sy vavy. Miandrandra izay ho valin-kasasarany koa izy ireo ankehitriny. Koa aza atao misy […]