Miandahy miambavy ny fanaovana asa ratsy, indrindra eto an-dRenivohitra, amin’izao fotoana. Vehivavy 50 taona nosamborin’ny polisim-pirenena miasa eo anivon’ny CSP4 teny Ambodin’Isotry, ny zoma 15 aogositra teo. Maro olona mifamezivezy, hanjakan’ny tontakely toy ny mpanao sinto-mahery sy mpanataka poketra amin’ny lame, iny toerana iny. Niharan’izany ny vehivavy iray ka lasan’ireo […]
Other News
Lozam-pifamoivoizana: Olona fito namoy ny ainy
Niseholany ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-pirenena, ny faran’ny herinandro teo. Olona miisa fito namoy ny ainy. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina tany amin’ny tetezana Ihazomay, fokontany Fanjakamandroso, kaominina ambanivohitra Ankadinondry Sakay, ny zoma tamin’ny 10 ora alina lasa teo. Nikasa hisongona kamiao tao anaty fiakarana ny fiara sprinter iray manao zotra […]
18 aogositra 2025
Tir en l’air du 18 août 2025
Transport urbain: le téléphérique a la cote
Au premier jour de son ouverture partielle au grand public, le téléphérique urbain d’Antananarivo, reliant Anosy à Ivandry, a embarqué à bord de ses cabines plus de 5.000 passagers en l’espace de quatre heures. De 7 à 9 h, 1.648 tickets ont été vendus et de 16 à 18 h, […]






