Nitombo indray! Nahazo medaly volamena iray sy volafotsy roa ny Malagasy atleta, omaly nandritra ity andro mialoha ny famaranana ny fifanintsanana CJSOI, izay tontosaina any Seychelles ity. Mitotaly 48 indray izany ny medaly azon’ny Malagasy amin’ity lalao ho an’ny tanora aty amin’ny ranomasimbe Indianina ity. Namiratra tanteraka tamin’ny taranja basikety […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka ny 12 hatramin’ny 24 aogositra ho avy izao, atsy Angola, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny taranja basikety « Afrobasket 2025 ». Anisan’ireo handray anjara amin’izany ny Ankoay Madagasikara, ary hifanandrina amin’izy ireo voalohany i Nigeria, ny 13 aogositra. Taranja iray misy sy mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny taranja bisikileta. […]
Asief 2025 – Filoha Jhone Love : Miantso fifandeferana sy fifanajana
Na misy aza ny olana, miezaka mitady vahaolana hatrany ny mpitantana. Efa miditra amin’ny dingana famaranana avokoa ny fifaninanana nasionaly Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires), eo amin’ny taranja iraisana, androany sy rahampitso alahady, any Mahajanga. Manoloana izany, nanao antso avo ny filohan’ny Asief, Andrianarison Jean Aimé (Jhone […]
Baolina kitra – « CHAN 2025 » : Vonona handresy an’i Tanzanie ny Barea de Madagascar
Hitana ny sain’ny mpankafy baolina kitra amin’ity sabotsy ity, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo mpilalao tsy matihanina (Chan 2025). Hiatrika ny lalao faharoa ho azy mantsy ny Barea de Madagascar izay hidona amin’i Tanzanie, mitarika vonjimaika amin’ny filaharana. Hotanterahina ao amin’ny Kianja Benjamin Mkapa Stadium, anio sabotsy […]
Akademia Malagasy Rugby: Hisy fiofanana arakasa ho an’ireo voafantina
Hanangana ivontoeram-piofanana Akademia Malagasy Rugby, ny Federasionina eto an-toerana. Hatao etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka izany tetikasa vaovao izany. Nambaran-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby (MR), omaly, tetsy Ankorondrano, fa efa ao anatin’ny tetikasa amin’ilay fananganana ny Akademia Malagasy ny taranja Rugby ny Federasionina amin’izao fotoana. Tanjona amin’izany ny hisian’ny fiofanana […]






