Naneho hetsika teny By Pass ireo ben’ny Tanàna miisa 26 avy eny amin’ny distrika Atsimondrano. Tanjona ny hampiroboroboana ny fihavanana eo amin’izy ireo sy hanampiana ireo fianakaviana sahirana amin’izao fidiran’ny mpianatra izao. Nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, fa zava-dehibe ny fihavanana amin’ny fampandrosoana. Noraisin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin, teny Ivato, ny sekretera […]
Other News
Fanamafisana ny fitsinjaram-pahefana : Hisitraka tombana momba ny fitantanana ny kaominina
Nampahafantarina ny herinandro teo, tetsy Anosy, ny boky Tombana anatin’ny tondron’ny fitantanana ifotony (Tatfi – AEIGL). Tafiditra amin’ny ezaky ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ho amin’ny fanamafisana ny fitsinjaram-pahefana miabo izany. Eo koa ny fampandrosoana ny eny ifotony. Dingana iray vita amin’ny alalan’ny Drafi-pirenena […]
Mila asa mivaingana
Raha miady sy mifanasa vangy toy inona aza, ohatra, ny ao an-tokantrano, milamina sy mangina ho azy raha vao misy mandondona ao am-baravarana. Sao fahavalo iombonana na mitondra soa iraisana. Miray hina ho azy izay miady raha vao misy fahavalo iombonana? Na soa miditra; eny, na hoe mety iadiana sy […]
Fihaonana an-tampon’ny Sadc : Folo ireo filoham-panjakana nanamafy ny fahatongavany
Efa manakaiky ny fotoana hanatanterahana ny fihaonana an-tampon’ny Sadc. Miisa folo ireo filoham-panjakana nanamafy ny fahatongavany hiatrika izany. “Eo amin’ny 600 eony delegasionina ho tonga, ary folo ireo filoham-panjakana efa nanamafy ny hahatongavany. 17 aogositra ny fivorian’ny filoham-panjakana, 15 aogositra dia efa ho tonga, ohatra, ny filohan’i Afrika Atsimo”. Io […]






