Saika voatafika ny mpandraharaha iray tao Ambalankininina, omaly maraina. Tompon’antoka ny jiolahy efatra, nitondra basy. Maty voatifitry ny tompon-trano ny iray tamin’izy ireo. Nirefodrefotra ny basy tao amin’ny fokontany Ambalakininina, Kaominina Mahanoro, omaly maraina tamin’ny 1 ora. Nahare fisian’olona hafahafa tao amin’ny tanànany ny tompon-trano sady mpandraharaha. Tsy nisalasala namoaka ny […]
Other News
Championnat des Nations U18 : Lavon’i Madagasikara 2 ny Club M Maurice
Tsara fiditra ny ekipam-pirenena Madagasikara 2, teo amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena “championnat des nations”, taranja volley-ball, sokajy U18, vehivavy. Fihaonana notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Resin’izy ireo tamin’ny seta 3 no ho 2 ny Club M Maurice. Sahirana ny tovovavy malagasy vao nibata ny fandresena […]
SOMBIM-BAOVAO
Hatao anio any amin’ny foiben’ny Caf ao Egypte, ny antsapaka hahalalana izay ekipa hifanandrina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “ligue des champions” sy ny amboaran’ny kaonfederasiona “coupe de la Caf”, taranja baolina kitra. Ho fantatra eo izany izay ho mpifanandrina amin’ny CFFA sy ny FC Rouge. Misongadina ny […]
Baolina kitra : Naka «renfort» 6 ny CFFA
Ho fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, naka mpilalao miisa 6 hanatevina azy ireo ny CFFA Andoharanofotsy, tompondakan’i Madagasikara. Mpilalao efatra avy amin’ny Disciples FC Vakinankaratra dia i Rado sy i Fabrice miampy an’i Tendry sy i Andy. Roa avy amin’ny Elgeco Plus dia i Fitahiana […]
Afrobasket U18, zazalahy : Nandresy an’i Gabon tamin’ny mokafohy ny Ankoay
Na sarotra aza, nivoaka ho mpandresy ihany ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny fanombohan’ny «Afrobasket », sokajy U18, zazalahy. Lavon’izy ireo tamin’ny mokafohy, tany amin’ny segondra farany ry zareo Gaboney. Nivoaka sempotra vao nahazo fandresena ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana […]






