Nitohy omaly indray rehefa niato kely noho ny fanatanterahan’ireo solombavambahoaka ny andraikiny tany amin’ny distrika niaviany ny asan’ny vaomiera parlemantera manao ny fanadihadiana ny orinasa Jirama. Nifantoka tamin’ny fandinihana ny fomba fitantanana ireo fanampiana ara-bola omen’ny fanjakana ho an’ny orinasa Jirama ny dinika. Nifampiresahana tamin’ izany koa ny antony tsy […]
Other News
TARATRY ny KANTO
« Grand hommage « Om-Gui ». Fampisehoana hotanterahin’ny tarika Ny Ainga, ao Antsahamanitra ny alahady 16 aogositra izao. Hanotrona eny an-toerana i Zooky Doda sy Tantely Ny Feo, izay samy efa tao anatin’ity tarika manana ny mampiavaka azy ity. « Tsiaro 10 taona an’i Om-Gui ». Ireo hira rehetra namantarana ny tarika no ezahina haverina […]
« Jazz Kids » : Manana mpandimby ny mpilalao jazz
« Tsara… Mahay ireto ankizy ireto… Afa-po izahay… »… Anisan’ny feo heno tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, omaly, ireo. Raha aravona ho iray, manana mpandimby azo antoka ny mpilalao jazz eto Madagasikara. Mbola antenaina aza ny hivelaran’ny talentan’ireto ankizy ireto any aoriana. Nanamafy izany ny nambaran’ireo vahiny tonga teny an-toerana : « ho firenena ipoiran’ny […]
« Festival Sômaroho! » : Efa anaty lanonambe i Nosy Be
Tontosa, omaly, ilay “carnaval” mampiavaka an’i Nosy Be. Mariky ny fanombohan’ny “Festival Sômaroho!” izy io, izay tena hataon’ireo mpandray anjara amin’ny fony tanteraka hatramin’izay. Angamba ny “carnaval” ao Nosy Be no maresaka sy hahitana karazan-tseho an-dalambe maro indrindra, ary mbola nitombo izany, omaly. Misy fifaninanana rahateo eo amin’ireo tropy mandray […]
« Star Tour Mahajanga 2026 » : Hampialana voly ny mpiala sasatra sy ny zanatany
Anatin’ny fialantsasatra lehibe hatrany ny « Star Tour” any Mahajanga. Ho an’ny mpianakavy kokoa ny hetsika, na tompon-tany na mpiala sasatra. Fetim-pianakaviana. Izay no tanjona amin’ny “Star Tour Mahajanga”. Hotontosaina ny 15 sy 16 aogositra ho avy izao ny hetsika amin’ity, eo amin’ny Bord Mahajanga hatrany. Notsindrian’ ny mpikarakara manokana izay […]






