Other News

Delegasionin’ny Sadc : Nitsidika ny Star Ambatolampy

Tafiditra tao anatin’ny fandaharam-potoan’ny “Heri­nandron’ny indostrian’ny Sadc” (SIW), ny fitsidihana orinasa. Anisan’izany ny fidinana ifotony tany amin’ny ozinina Star Ambatolampy, ny 1 aogositra teo. Fotoana nahitan’ny delegasionin’ny Sadc, miisa 50, ny firoboroboan’ny indostria eto amintsika sy ny fahaiza-manaon’ny Malagasy. Nampisehoana ny fampivoarana ny indostria mifandray amin’ny fanodinana ny vokatra eto […]

Fahavitan-tena ara-tsakafo: Manohana an’i Madagasikara ny ONU

Natao tany Addis-Abeba ny fihaonana an-tampon’ny Firenena mikambana mahakasika ny rafitra ara-tsakafo. Vonona hanohana an’i Madagasikara ny vondron’ireo mpiara-miombon’antoka. Nisolo tena an’i Mada­gasikara nandritra ity fivoriambe UNFSS +4 ity ny Sekreteram-panjakana misahana ny Fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa), Razana­ma­hefa Tahian’Ny Avo. Nika­rakara azy ny firenena italiana sy etiopiana, natrehin’ny mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena rehetra, […]

Rallye vacances : Nasiam-panamboarana ny «Epreuves spéciales»

Hotanterahina any Maha­jan­ga, ny 14 ka hatramin’ny 16 aogositra ho avy izao, ny «Rallye vacances”. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara. Fifaninanana karakarain’ny klioba Gojang. Nandri­tra ny tafa ho an’ny mpanao gazety, na­taon’ny tomponandraikitry ny klioba tetsy Soa­rano, ny sabotsy lasa teo, no nahalalana fa misy zava-baovao nentina […]

“ASIEF 2025” : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tany Mahajanga

“Fanatanjahantena ao anatin’ny fitoviana sy ny firaisankina” no lohahevitra ho an’ny fifaninanam-pirenena Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires (Asief) taona 2025. Fifaninana­na tontosaina ao Mahajanga, izay nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy, ny zoma 1 aogositra lasa teo, teny amin’ny “Village Touristi­que” Mahajanga. Diabe niainga teny amin’ny Barea no nanombohana ny […]