Other News

Governora Vyvato Rakotovao: “Manome sehatra ny mpanao gazety ny faritra”

Nanokafana ny fihaonan’ny governora, Vyvato Rako­tovao, tamin’ireo mpanao ga­zety tao amin’ny faritra Vaki­nankaratra ny momba ny fa­ha­lalahana amin’ny asa fa­naovan-gazety. Nitondran’ ireo mpanao gazety fanazavana manokana ny olana sy ny filany amin’ny fanatanterahana ny asany amin’ny fikaroham-baovao. “Mazava ny fomba fiasa napetraky ny fiadidiana ny faritra fa misokatra amin’ny sehatra […]

Fifidianana ny birao foiben’ny FJKM: Nanafatrafatra ny filoha Andriamahazosoa Irako Ammi

Nanomboka omaly, any Taolagnaro, ny Synaoda lehibe faha-20 eo anivon’ny FJKM. Anisan’ny hofidina amin’izany ny ho filoha hitarika ity fiangonana ity, manomboka izao. Nambaran’ny filohan’ny FJKM am-perinasa, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi, ary notsiahiviny fa anisan’ny andraikitra lehibe horaisin’ny filoha sy ny birao ho voafidy eo ny fanatanterahana ireo vina […]

SADC : Tanjona amin’ny fampandrosoana ny fampihenana ny fahantrana

Ao anatin’ny fanomanana ny fiatrehana ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc izao. Hanao ahoana? Indrindra ny amin’izay tombontsoa mety ho azo… Anisan’ny tanjona amin’ny fampandrosoana eo amin’ny firenena mpikambana ny fampihenana ny fahantrana. Izay tsara ho fantatra… Ny tanjon’ny Southern African Development Com­munity (Sadc), na ny Fihaonamben’ny fandrindrana ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Manomboka anio 14 hatramin’ny 18 aogositra ny « Bazar de la Sadc », eny amin’ny Foibe fampirantiana iraisam-pirenena Enara, Lac Iarivo. Trano­heva maro no ho hita eny, hampisehoana ny taozavatra sy kolontsaina malagasy. Mandray anjara eny koa ny firenena mpikambana ao anatin’ny Sadc, hampahafantarany ny mampiavaka azy avy. Natao omaly ny andrana […]

Foara Ambalasira : Hampiranty ny fahaizany Amoron’i Mania

Hotanterahina mandritra ny dimy andro, ny 20 ka hatramin’ny 24 aogositra, ao Ambo­si­tra, ny Foara Ambalasira. «Mikendry ny hampiroborobo ny otrikarena ara-kolontsaina, ny asa tanana , ny fambolena sy fiompiana, ny jono, sns ao amin’ny faritra Amoron’i Mania ny Foara Ambalasira », hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Coo­pérative des experts associés […]