Anisan’ny taozavatra malagasy miavaka ny sokitra. Miha maro ny olona liana sy manjifa ny vokatra mandritra ny tsenabe « Fier-Mada 2025 » andiany faha-26, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, nanomboka ny 6 aogositra ary hifarana ny 10 aogositra 2025. Mikendry ny hampifanakaiky sy hampihaonana mivantana ny mpamokatra sy ny mpanjifa mba hampiroboroboana ny […]
Other News
« Fier Mada » : Misongadina ny vokatra malagasy
Anisan’ny hampiavaka ny « Fier Mada 2025 » ny fisian’ny fivoriamben’ny Sadc hatao eto amintsika. Ahafahana mahafantatra sahady ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana. Atao eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny 6 hatramin’ny 10 aogositra izao, ny Tsenabe iraisam-pirenena “Fier Mada”, andiany faha-26. Nitsidika teny an-toerana, omaly, ny Sekreteram-panjakana misahana ny […]
TARATRY ny KANTO
«Cabaret Soatoavina Malagasy», iarahana amin’i Mbola Talenta sy Ralanto. Anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, eny amin’ny Restaurant Chez Babà Isoraka. Mazava loatra fa hanjaka ny tendry gitara gasigasy sy ny vokatry ny tany mandritra ny fiarahana. Hihodidina ireo hiran’ny omaly, mandalo ireo sanganasan’izy mirahalahy, ka hatrany amin’ny […]
Seho ankalamanjana: Tanterahina anio ny « Jazz quartier »
Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny «Jazz@ Tohatohabato». Tanterahina anio, ny «Jazz Quartier». Hitety toerana maro eto an-dRenivohitra ny mpikambana ao amin’ny Jazz Club CGM/GZ, hanatanteraka seho. Hiala eo amin’ny Araben’ ny Fahaleovantena Analakely, amin’ny 1 ora tolakandro. Hiakatra ny tonelina Ambanidia ka handalo an’Antsahabe. Tonga eo Ambanidia. Hihazo an’i Mandroseza. Ho […]
Mandalo an-tanindrazana : Hihaona indray amin’ireo mpankafy azy i Njila
Njila, Poopy ary Mahery. Fiarahana nety ka hotohizana, araka ny fangatahan’ny mpankafy. Efa tonga hiatrika izany i Njila. «Revy Njila zato isan-jato». Mahalaza be ny lohatenin’ny fampisehoana, izay hotontosaina ny 31 aogositra izao, ao Antsahamanitra, izany. Nigadona omaly, eto an-tanindrazana, i Njila hanomana io fotoana nomeny ny mpankafy azy io. […]






