Other News

« Chan 2024 » : Tsy mety tafavoaka ny lisitra, ifandroritana ny anarana

Tsy mbola tafavoaka hatramin’izao ny lisitra handrafitra ny Barea Chan. Misy mpilalao tsy niatrika ny dingam-pifantenana izay nataon’ny mpanazatra, miteraka olana. Tsy hita popoka hatramin’i zao ny lisitry ny mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy, taranja baolina kitra, sokajy A’ na ny Barea Chan. Tsy fantatra mazava ny antony mampitarazoka izany […]

TARATRY ny KANTO

« Revirevy mody masoandro », eny amin’ny CCI Ivato. Rahampitso alahady ilay andiany faharoa amin’ity hetsika ity. Fampisehoana hamerenana ny revy mihodidina afon-dasy, iarahana amin’ny tarika Mahaleo sy ireo taranaka, Revy Lôlô sy ny tariny hoentin’i Benny, Bebey ary i Nini Kolibera ary ny vao mite­nin’i Samoela. Samy hanana ora […]

Manakara : Tafaraka ny samy Tanora Masina

« Tsy mbola nisy tao anatin’ny 34 taona nijoroanay… ». Sambany no hanatanteraka fampisehoana lehibe ao Mana­kara ny Tanora Masina Itaosy. Seho hotanterahina ny ala­hady 10 aogositra izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, ao amin’ny FLM Mangarivotra Manakara. Anisan’ny mampiavaka ity fampisehoana ity ny fiarahana sy fifankahitana eo amin’ny Tanora […]