Fetin’ny Paka eto Antsirabe. Niaka-daza izany tamin’ity, raha notarafina tamin’ny isan’ny olona tonga nitsidika ny hetsika « Star Tour 2025 ». Vao ny andrana, ny alakamisy dia efa tazana nisomebiseby ny olona. Ny zoma no tena nanomboka ny fety, izay lasa iray andro mialoha raha oharina tamin’ireo andiany teo aloha. Tsy hita […]
Other News
« Power of metal »: Nanjakan’ny hafanana sy angovo
Alkiniah sy Mania, tarika roa andrarezina eo amin’ny tontolon’ny mozika mavesatra. Tafaraka tetsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy Anosy, ny faran’ny herinandro teo. Fihaonana tamin’ny mpankafy zavakanto izay nahatarafana fa natambatry ny seho « Power of metal » ny hafanana sy angovo. Tazana sy heno teny an-toerana ilay feo sy fihetsika itoeran’ireo hafanana sy […]
Fetin’ny Paka 2025 : Nahazo toerana kokoa ny mozika mihetsika sy ny tanora
Saika nahitana fety avokoa ireo toerana fanaovana fampisehoana eto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Samy nahasarika mpijery… Fa somary nanatombo ny mozika mafana. Stade annexe Mahamasina, nisokatra tamin’ny 9 ora maraina ny vavahady. « Gasy mifety » nahitana an-dry Wawa (au grand complet), Rao Lossa, Agrad, Lico Kininike, Tence Mena, Mr Sayd, DJ […]
FANTINA sy FINTINA
Nodimandry, omaly, ny masoivohon’i Madagasikara any Frantsa, Rajohnson Hugues Rija. Tokony ho miara-dia amin’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron, izy amin’izao fitsidihana hataony eto amintsika izao ny raha ny tokony ho arofenitra. Efa minisitry ny Rano sy ala ny taona 1997-2002. Tale kabinetran’ny Tetezamita koa ny 2011-2014. Nitondra fanazavana momba ny […]
Fihaonana an-tampon’ny COI : Hahetsika ny “Forces spéciales” sy ny Emmo
Tsy an-kiato ny fivoriana ary mbola nitohy ny herinandro teo, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava. Nivoitra tamin’izany fa handray fepetra manokana ny mpitandro filaminana mandritra ireo hetsika lehibe ireo ary hiatrana amin’ny toerana maromaro ny Emmo/Nat. “Harovana ny mpitarika ambony sy ny toerana hivantananan’izy ireo ary ny toerana hanaovana ny fivoriana […]






