Nanome voninahitra ny lamesa lehobe sy niaraka niombom-bavaka, tamin’ireo mpino tao amin’ny Akany Maharivo Ambositra, nandritra ny fanamasinana ho Pretra, ny Kolonely Rampanarivo Thierry, mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana, no sady nisolo tena ny filohan’ny Fanavaozana. Nasongadiny nandritra ny fandraisany fitenenana fa iraka iombonana ny fanompoana, na ho an’ny pretra izany, na ho an’ny mpitondra. […]
Other News
Tsy hifandimby any am-ponja
Lasa nikopak’elatra any ivelany indray izany ny filoha sy ny delegasionina tarihiny. Nahazo fanasana manokana mihitsy izy amin’ny fety aman-danonana izay ho hatrehiny. Mazava ho azy fa fankatoavana tsy misy mihoatra izany. Manana ny toerana maha izy azy ny mpitondra malagasy. Manana ny lanjany diplaomasia an’ny Malagasy. Heni-kaja heni-boninahitra ny […]
Hosoka sy fanodinkodinam-bola… : Hotsarain’ny fitsarana tampony, i Sahondrarimalala Marie Michelle
Anisan’ireo voampanga amin’ny raharaha fanodikondinam-bola ny minisitra teo aloha, Sahondrarimalala Marie Michelle. Hotsarain’ny Fitsarana an-tampony izy. Namoaka fampahafantarana ofisialy ny eo anivon’ny Pac, omaly fa anisan’ny voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana ity minisitry ny Fanabeazam-pirenena teo aloha ity. Ahina hahavoasaringotra ny filoham-pirenena teo aloha sy ny fianakaviany akaiky iray koa izany, araka […]
11 aogositrta 2026
Taekwondo ITF – Championnats d’Analamanga: le collège privé La Joie TKD ITF rafle 15 médailles d’or
Les championnats d’Analamanga de taekwondo ITF ont pris fin samedi dernier à Ambohimangakely, au terme d’une compétition qui a réuni six clubs de la région. Au classement général des médailles, le collège privé La Joie TKD ITF s’est particulièrement illustré en s’installant au sommet avec un total de 15 médailles […]






