Dans une déclaration vidéo, le Conseil œcuménique des Eglises chrétiennes de Madagascar (FFKM) tire la sonnette d’alarme sur la situation nationale. Il dénonce une dégradation profonde du climat socio-politique au pays, évoquant une « nation gravement malade » et appelant à un sursaut collectif face aux tensions politiques et sociales […]
Other News
« Tombokavatsan’ny Havàtsa » : Hanandratana an’i I.P Andriamangatiana
Tafiditra ao anatin’ny fanomezan-kasina sy lanja ireo mpanoratra sy raiamandreny ao aminy. Hisy ny « Tombokavatsan’ny Havàtsa » ho an’i I.P. Andriamangatiana. Iharilanto Patrick Andriamangatiana, andrarezin’ny soratra sy ny tontolon’ny fanabeazana. Ny fahatsapana ireo soa omeny. Hanandratra sy hanome hasina azy sy ny sanganasany ny Fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem. […]
TARATRY ny KANTO
Nanamarika ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy ihany koa isika, omaly. Isaky ny 29 avrily izany, saingy efa herinandro mialoha izao no nisy ny hetsika isan-karazany. Vory tetsy amin’ny Havoria Anosy ireo mpisehatra rehetra momba ny dihy: mpamorona, mpandihy, mpankafy, sns. Nanjakan’ny fifanakalozana, nanehoana indray fa kanto tsy misy fefy, […]
Parkour : Malagasy 5 hanao Mondial
Hatao any Frantsa, ny 12 hatramin’ny 17 mey izao, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja Parkour. Handray anjara faninefany i Madagasikara amin’ity, ka hanana solontena 5 mianadahy (4 lahy sy 1 vavy). Anatin’ ny fanomanana izany tanteraka ireo atleta malagasy amin’izao. Ho fanohanana sy hahafahana manampy ireto solontena malagasy […]
Tsipy kanetibe : Ho any Nosy-Be Hell Ville ny mpandresy
Ho fampiroboroboana ny taranja tsipy kanetibe, hikarakara “Grand Tournoi” ny Ligue sport boule Analamanga (LSBA). Hotanterahina eny amin’ny Kianja Para Ivato izany, ny 14 – 17 mey ho avy izao. Natokana ho an’ireo mpiasa tsy manana kara-pilalaovana amin’ny orinasam-panjakana sy ny tsy miankina ary ny mpanao gazety izy io. Io […]






