Other News

TARATRY ny KANTO

Hiray sehatra, etsy amin’ny Grand Café de la Gare Soarano ry The Clarisse Sisters sy Sandrine Rajaofera, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Arahin’ireo mpanakanto mpitendry matihanina izy ireo, mandritra izany. Anisan’ny vahinin’ny “Madajazzcar” ny The Clarisse Sisters” avy atsy amin’ny Nosy Maurice. Gongary, tarika mpivoy ny mozika rock indray […]

« Salon Artistique Biennal Arts sur scène » : handray anjara i Jean Andrianaivo Ravelona

Hotanterahina ny 16 hatramin’ny 24 oktobra 2024, ao amin’ny Espace F. DELAGE – Asnières-sur-Seine, Frantsa, ny « Salon Artistique Biennal Arts sur scène », andiany fahavalo. Hetsika fampirantiana sary isaky ny karazany avy izy ity, handraisan’ireo mpanakanto mpanao sary isan-tsokajiny, miisa 58, avy amin’ny firenena maro. Anisan’ny handray anjara amin’izany i Jean […]

“Tontolo Toly” : nahavory olona maro ny hetsika

Tontosa, omaly, teny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny “Tontolo Toly”, velakevitra nokarakarain’ny Fari­bolana Sandratra, niresahana mahakasika an’i Toly, Mala­gasy mpanoratra. Tonga nanotrona sy nandray anjara tamin’izany ireo mpanakanto maro avy amin’ny Faribolana Sandra­tra. Teo ihany koa ireo mpianatra sy tanora misehatra eo amin’ny tontolon’ny haisoratra. Ambohi-pihaonan’ny fianakaviamben’ny haisoratra malagasy ny teny […]

Fisedrana olana sy fanilikilihana : afaka manova izao tontolo izao ny ankizivavy raha tohanana amin’ny maha zatovo azy

Mbola raiki-tapisaka mandrak’ankehitriny, ny tsy fitovian-danja eo amin’ny zatovovavy sy ny zatovolahy. Antony mahatonga izany ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao ary ny hevi-draikitra maro isan-karazany misy eo amin’ny firenena. Afaka manova izao tontolo izao anefa ny zatovovavy raha tohanana amin’ny maha zatovo azy. Niray feo ny firenena rehetra nandray […]