Other News

Fikasana hifofo ny ain’ny PRRM : Olona 11 naiditra vonjimaika am-ponja

Niakatra fampanoavana teny anivon’ny, Fitsarana amba­­ratonga voalohany Anosy, ny 31 marsa teo, ny raharaha ma­hakasika ny fikasana hifofo ny ain’ny filohan’ny Fanavao­zana, Randrianirina Michaël. Miampy fanonganam-panjakana ny ve­satra hanenjehina ireo olona 13 voasaringotra tamin’izany, raha ny fanazavana nataon’ny Tonia mpampanoa lalàna ao amin’ny Fi­tsarana ambaratonga voalohany Antananarivo, Rakoto­niaina Narindra Navalona, […]

Fetin’ny Paka: Polisy 7 261 hisahana ny fandriampahalemana

Hiatrehan’ny vahoaka malagasy ny fetin’ny Paka am-pilaminana, polisim-pirenena miisa 7 261 no hahetsika manerana ny Nosy, araka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena, ny Controleur général de Police Tsaramonina Ravony Jean Victor, omaly. Hisorohana ireo izay mety ho tranga tsy fandriampahalemana, hisy ireo mpitandro filaminana apetraka amin’ny toerana vory olona, toy ny […]

Fifindra-monina antsokosoko : Olona 33 mianadahy saika ho any Mayotte

Tra-tehaky ny mpitandro filaminana tao Antsiranana ny Malagasy 27 sy vahiny miisa enina saika hiondrana antsokosoko ho any Mayotte. Tazomina ao amin’ny biraon’ny zandary izy ireo hatramin’izao. Olona miisa 33 mianadahy saika hiondrana antsokosoko any Mayotte nosamborin’ny zandarimaria miasa eo anivon’ny vondron-tobim-pileovana Antsiranana, ny 30 marsa lasa teo. Nitoby tamin’ny […]

Coliseum ; Tarika malaza 10 hifandimby

« Revy be pro max ». Izay ny lohatenin’ilay fampisehoana goavana hotontosaina etsy amin’ny Coliseum, ny alatsinain’ny Paka izao. « Io no fety goavana indrindra eto Antananarivo sy ny manodidina amin’io. Nosafidiana manokana ho ireo mpanakanto malaza tena andrasan’ny maro no hampiarahina ao », hoy ny nambaran’i Tantely Ralalarison, avy ao amin’ny Live Prod, […]

200 taona ny Trano Printy FJKM : Hanatanteraka « Antsa Paska » ny Chorale Orimbato

Tafiditra ao anatin’ny fampahafantarana ny tantaram-pirenena sy ny tantaran’ny fiangonana. Ho fankalazana ny Paska rahateo. Toy ny fanaony isan-taona, hanatanteraka ny « Antsa Paska » ny Chorale Orimbato. Manamarika ny faha-200 taonany ny Trano Printy voalohany teto Madagasikara izay an’ny Fiangonana FJKM. « LMS Printing House » ny anarany tamin’izany. Tonga teto Mada­gasikara, ny […]