Other News

Baolina kitra maneran-tany : Rendrika Italie, firenena 4 vaovao hiatrika ny «Mondial 2026»

M-3 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026” baolina kitra, anio. Tontosa avokoa ireo lalao sakana ary efa fantatra ireo firenena 48 hiady lohany amin’ity. Nahatafita firenena 10 i Afrika. Ekipa goavana tsy tafita i Italie. Taorian’ny lalao sakana ny talata lasa teo, fantatra avokoa ireo firenena rehetra tafita […]

Fanavaozana vola: Eo am-pamakafakana ny safidy ny BFM

Manohy ny fifampidinihana amin’ny vahoaka momba ny fanavaozana ny vola Ariary ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Nisy ny fihaonana natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, ny talata teo, taorian’ilay efa natao teny amin’ny Oni­versiten’An­ta­nanarivo, ny 23 marsa. Tanjona ny hanangona ny hevitry ny mpampiasa vola mba handrafetana fanapahan-kevitra mifanaraka amin’ny […]

Tetikasa EAGER : Hanova ny fiainan’ny vehivavy

Hotanterahina amin’ny faritra 11 (Analanjirofo, Anosy, Atsimo Andrefana, Atsimo Atsinanana, Atsinanana, Fitovinany, Melaky, Menabe, Sofia, Vatovavy, Vakinankaratra), hatramin’ny taona 2029, ny tetikasa East Africa Girls Empowerment and Resilience (Eager). Hanabe sy hanamafy ny traikefa arak’asa sy hanome asa ny vehivavy izy io. Tanjona ny hampitombo ny fahaiza-ma­naony ka hitondrany ny […]