Other News

Tsipy kanetibe – « Zone 4 »: Tafaverina an-tanindrazana ny mpilalao avy any Maurice

Nahafapo ny vokatra ho an’ny taranja tsipy kanetibe, ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Maurice. Noporofoin’ny Malagasy hatrany fa tsy sahaza ny fahaiza-manaony intsony ny aty Afrika sy ny ranomasimbe Indianina. Tafaverina an-tanindrazana, afakomaly, ny ekipam-pirenena malagasy, tsipy kanetibe. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra fahefatra izy […]

Seranan-tsambon’i Toamasina : Tontosa ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa

Tontosa ny 29 avrily teo, tao amin’ny efitrano malalaky ny seranan-tsambon’i Toama­sina, ny fifanaovan-tsonia tamin’ireo orinasa vaovao ho mpiara-miombon’antoka in­dray amin’ny Spat (Societé du port à gestion autonome de Toamasina). Eo amin’ny se­hatry ny fiambenana sy ny filaminana ary ny fanadiovana sy fidiovana izany. Nambaran’ny tale jeneraly fa hisokatra ho […]

Barikadimy : Vita ny kianja fanaovana basikety

Fotodrafitrasa maro ao amin’ny Oniversiten’i Barikadimy no nasiana fanamboarana, araka ny fampanantenan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina Michaël, nandritra ny fandalovany tany an-toerana, taorian’ireny rivodoza ireny. Vokany, nandray an-tanana ireo fotodrafitrasa maro ny seranan-tsambon’i Toamasina Spat (Societé du port à gestion autonome de Toamasina). Ny sabotsy 2 […]

TARATRY ny KANTO

Faribolana Sandratra. Ho avy hisoron’afo ny avy lavitra. Ho tonga eto an-dRenivohitra ireo mpikambana avy ao amin’ity faribolan’ny mpanoratra ity ka hanolotra antsa tononkalo nampitondraina ny lohateny « Soron’afo ». Hotanterahina ny 16 mey izao, manomboka amin’ny 3 ora hariva, ao amin’ny Cercle Ger­mano-malagasy/GZ Analakely izany. Tsy hisy ny vidim-pidirana na ho […]