Izay mora raisin’ny ankizy no mahomby indrindra. Tratra ny tanjona tamin’ny “Angano sy Mozika”, endri-panabeazana iray voizina mandritra ny “Kilonga milalao”, any Antsirabe. Nambara hatramin’izay fa ny angano no endri-panabeazana nitaizan’ny Ntaolo ny ankizy. Teo ihany koa ny hira sy mozika, izay nifandovana nandritra ny vanim-potoana maro nifanesy. Koa naninona […]
Other News
Tarika Sahondrafinina Zanany: maty Rakotolava mpitendry lokanga
Misaona ny tontolon’ny Hiragasy noho ny voina nahazo ny tarika Sahondrafinina Zanany. Niharan’ny lozam-pifamoivoizana teo Ambohimitarona, lalam-pirenena voalohany, mialoha ny idirana an’i Miarinarivo, ny tarika Sahondrafinina Zanany. Afakomaly hariva izy ireo no niharan’izany loza izany, rehefa avy nanao sehatra tao andrefan’ Arivonimamo ka handeha hamonjy sehatra any Bongolava. Maty, vokatr’izany, […]
“Bollywood Glam Night”: Ho avy eto Madagasikara i Arjun
Mpanakanto indianina anisan’ny fanta-daza maneran-tany i Arjun. Fantatra fa ho avy manokana eto Madagasikara, hanafana ilay hetsika “Bollywood Glam Night”, izay hotontosaina ny 22 jona izao, etsy amin’ny Novotel Ivandry izy. “Hetsika hanomezan-danja ny fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin’i Inde sy i Madagasikara izy ity. Fanombohana ihany fa manam-pikasana izahay ny […]
Fivelaran’ny soratra: mikorontana ny rohimboky eto Madagasikara
Ambony, ambany! Mikorontana tanteraka ny rohimboky eto Madagasikara. Tsy tena mety voavaha izany, hany ka samy manao izay heveriny fa mety. Ny lalana rahateo toa manjavozavo manoloana ireo rehetra misehatra eo amin’ ity tontolo ity. Voadingandingana ! Io no azo ilazana ny tranga miseho eo amin’ny tontolon’ny boky, eto Madagasikara, tao […]
«Tournoi Fivami» : tompondaka ny BAF Ampahibe
Toy ny fanao isan-taona, teny Ambohimalaza no toerana natokan’ny Fikambanan’ny vady miaramila (Fivami) manerana ny Nosy, niarahabana ny reny filoha an’izy ireo, Sahivelo Marie Joséphine, vadin’ny minisitry ny Foloalindahy sy ny filoham-boninahitry ny fikambanana, Deramasinjaka Hanta, vadin’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika. Hetsika maro no nentina nanamarihina izany. Natomboka tamin’ny fotoam-pivavahana, nitohy tamin’ny […]






