Other News

Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana : nizara karatany miisa 20 000 tany Arivonimamo

Nitohy tany amin’ny faritra Itasy ny hetsika fizarana karatany faobe. Nanatan­teraka izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Anisan’ny nisitraka izany hetsiky ny fitondram-panjakana izany indray ny tao amin’ny distrikan’Arivo­nimamo, ahitana ny kaominin’ Ambohimpandrano sy Mian­tsoarivo. Miisa 20 069 ireo karatany nozaraina tany an-toerana ka […]

Handball – Mada 2023: hanao CCOI izay tompondaka

Tanterahina nanomboka omaly, eny amin’ny Gymnase Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­si­kara, taona 2023, taranja handball, Senior, lahy sy vavy. Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana ranomasimbe Indianina CCOI, izay hatao eto Antananarivo, ny volana jolay ho avy izao, izay voahosotra ho tompondaka. Miisa folo ireo ekipa mandray anjara, […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina, omaly, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, « Telma Coupe », taranja baolina kitra. Ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra no tafita any amin’ny manasa-dalana rehefa nanintsana ny Fosa Junior Boeny, tamin’ny isa 2 no ho 1. Notontosaina, omaly, teny amin’ny Elgeco Plus By pass, ny manasa-dalana […]

Muay Thaï – Trophée du Choc : hiady ny fehikibo “Inter-continental” i Fazaraly sy i Johnny Gauvin

Tonga ny fotoana ho an’ireo mpakafy ny haiady Muay thaï rehetra. Vonona avokoa ireo nakmuay malagasy amin’ity fifaninanana “Trophée du Choc” ity. Hamarana ny lalao ny fihaonan’i Fazaraly sy Johnny Gauvin. Hafana ny lalao! Hotan­terahina anio, eny amin’ ny Lapan’ny Fanatan­jahantena Mahamasina, ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’ny haiady muay thaï, «Tro­­phée […]

FANTINA sy FINTINA

Mitaky ny hamoahana tsy misy fepetra ny depiote amperinasa, Masy Goulamaly, ireo olobe sy tangalamena any Tsihombe, araka ny fanambaran’izy ireo. Efa nitaky tahaka izany ny eo anivon’ny Amnesty International. Tsiahivina fa voarohirohy ho nampandoro biraon’ny Ceni any an-toerana ity depiote ity. Anisan’ireo tonga nametraka ny fitoriana tetsy amin’ny HCC […]