“Tsy maintsy hitsangana ny governemanta vaovao. Izay no tokony hananan’ny filohan’ny Repoblika fandinihana tsara alohan’ny hanaovana an’izany. Satria ny fahatongavan-tsain’ny mpitondra sasantsasany sisa no antenaina amin’izao handehanantsika any amin’ny tena fampandrosoana ny firenena”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpitarika ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’i Madagasikara (Hiffim), […]
Other News
Soa lavo hahay mamindra
Lalan-kizorana, tsy azo ihodivirana ny fanovana ireo mpikambana ao amin’ny governemanta. Miandry vokatra ofisialy avy eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana sisa dia raikitra. Ny filohan’ny Repoblika rahateo mbola mamita iraka any ivelany. Miandry andro vitsy alohan’ny fetin’ny fahaleovantena dia mazava ny zotra arahin’i Madagasikara. Antony maromaro no […]
Olan’ny fifidianana any Faratsiho: naka mpisolovava hiaro ny olony ny Ceni foibe
Nitondra fanazavana ny mpampakatenin’ny Ceni, i Soava Andriamarotafika, omaly, tetsy Alarobia, manoloana ny olan’ny fifidianana any Faratsiho. Nambarany fa manaraka akaiky ny toe-draharaha izy ireo amin’izao fotoana izao. Notsiahiviny fa voarohirohy ho nanao hosoka ny tomponandraikitra iray misahana ny kajy mirindra any an-toerana, araka ny fanenjehana azy. Nanteriny fa tsy […]
TSELATRA
Dahalo raindahiny amin’ny halatra omby no lavon’ny balan’ny zandary teo anelanelan’ny lalana Ankerika sy ny tetezana Tsinjomorina, distrikan’Antsohihy, afakomaly. Ikoizana amin’io asa ratsy io sady manolana ny lasibatra ity olon-dratsy ity sy ny namany. Nasesin’izy ireo nanaovana halatra omby nandritra ny fotoana maro ny tanàna, toy ny tao Antelopolo. Tratran’ny […]
Naiditra am-ponja : nisoloky ho mpiasan’ny Madagascar Airlines
Tsy mety fay mihitsy! Tratran’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Andoharanofotsy, ny 8 jona 2024 teo, ny lehilahy iray nisoloky milaza ho mpiasa ao amin’ny kaompania Madagascar Airlines. Milaza ity mpisoloky ity fa mahatafiditra olona hiasa ao amin’io kaompania io. Nambarany tamin’ireo olona solokiany fa mandray mpiasa ity kaompaniam-pitaterana ana […]






